Fiarahana sy tsiambaratelo

61. diamondra27 ( 22/04/2006 06:18)
FF le coeurs etsy ambony an! ho an'iza ireo ry steeeeel
62. kala ( 22/04/2006 08:14)
HM > le jardin secret eh! :wink::-D:-D:-D

sasa > mahafinaritra be ny voalazanjy :-*:-*

diam > :wink:
63. pissoa ( 22/04/2006 08:21)
Herimiafina:

Fa ny fiarahana koa anie tokony ho tsiambaratelo raha tsy efa tonga ny fotona hanambarana azy ampahibemaso e!
Tokony atao secret aloha, jardin secret izay tsy azon'iza n'iza idirana.
Rehefa atao publicité sy dradradradraina etsy sy ero amantsy de normale raha hidiran'ny sasany ny fiainana, hatramin'ny akanjo misy rovitra aza mety misy hitantara hanao telephone arabo, mba marina e! :@
Hihihi, ialahy indray dia tsy ho afa-bela amin'ny fiaraha-monina eo e! Na dia ajanona ao amin'ny jardin sekire aza io, anofan'ny sasany radara mihitsy ... dia raha vao hitany hoe niaraka daba ... dia efa ozizy oe raha bevohoka any mou iny dia ahoana :-w:-w:-D:-D:-D
64. pissoa ( 22/04/2006 08:23)
sasa:

mila tenenina ihany wa ireny secret ireny fa sao d hanenenana ny an'ahy aloha teneniko fa rehefa tsy sahy miditra izy tsy maninona koa, mitoto koba indray e! betsaka kou anie ny te-hiditra e:-D:-D:-D:-D
Hihihi, tsy mba hifamitapitaka mihitsy zany fa hotenenina daholo :-w:-$:-D:-D:-D:-D
65. Fiffi ( 22/04/2006 10:56)
anontanio hoa io kintana sisa mitsilopy io eh!
66. Herimiafina ( 22/04/2006 15:59)
Tena aza mijangajanga ry reto an! Mba kaozy e! De aza manao firaisana alohan'ny mariazy fa idirandoza anie e. Mba marina e, olotokana ihany iarahana de refa lasa lavitra de aza mitady hafa tsony. :@
67. Fiffi ( 22/04/2006 16:07)
Herimiafina: marina ny anao !
68. pissoa ( 23/04/2006 08:47)
Herimiafina, iny ny an-droky ranadahy kely henjy be :-*:-*:-D:-D:-D
69. Fiffi ( 23/04/2006 11:14)
pissoa: misy fotoanany avokoa akia ny zava-drehetra an! ndry koa nge efa hitako fa endry be sady matotra be rehefa mamaly an! :)
70. pissoa ( 23/04/2006 15:45)
Wadray, zah sady henjy be no "matotra" be kah :oops::oops: Fa zany hoe fufume kely fotsiny zah indraindray :@:-$:-D:-D:-D
71. diamondra27 ( 23/04/2006 16:29)
fa inona le loza mety hiditra raha miray alohan'ny firaisana?
72. kala ( 24/04/2006 04:47)
diam > rivo-doza hono akia:roll:
73. Fiffi ( 24/04/2006 05:22)
pissoa ahhhhhhhh de hajanony aingana io :@ an! fa ratsy be ho an'ny fahasalamandry io an!
diamondra: miray alohan'ny firaisana ? tsy azoko akia an!
74. sasa ( 25/04/2006 04:20)
Ralay:

Lazao ahy ary ny seklenjy ry sasa hoe =))


Ka elah tsy ho vadiko d aleoko tsy lazaina an'lah koa :-D:-D:-D aleo ho anzay ho vadiko ihany e :-D:-D


Kala ka marina anie izany e! aleo lazaina daholo koa, iny koa ve no hiteraka tantara any aoriana any fa kosa tsy izay bandy miaraka rehetra io akory an! le mba efa poinse hoe ho vady na mba ilay efa nanao demande no hilazana an'azy :-*:-*

Pissoa hi hihihihihi tsy asiana secret izany akia rehefa tena tiana ilay olona, sady raha ho vady izany anie akia hiaraka mandrakizay aleo lazaina azy daholo e, sahy izy tsara tsy sahy izy le sakakely mignone foana be mpitia sa ahoana ?:-*:-*:-*


75. Fiffi ( 25/04/2006 04:22)
ka mety hanao demande kosa angamba izy an! :-D:-D
76. kala ( 25/04/2006 11:49)
sasa > zany mitry hoa :-* :-* :-* :-*
tia izy tsara, tsy tia izy : aleo hoan'izay tia ny plasy ê!:wink::wink::wink::wink:
77. sasa ( 26/04/2006 03:54)
Fiffi indray io mahita lazaina io an :-D:-D:-D:-D
Kala hi hihihihi izay mintsy ny ady eo akia an:-*:-*:-*
78. kala ( 26/04/2006 06:12)
sasa > :-* :-* :-* :-*
tsy voatery ny lafitsara foana koa ange no tokony hofantany fa ny retraretra ê!:wink:

nenà aloha zany mitsiny no ataoko ê! de(l)izy =D
79. Ralay ( 26/04/2006 07:12)
Sao dia tokony halaiko vady aza njy ry sasa @ zay haiko ilay sekle =)):-$ dia i Fiffi no atao temoin fa tsy lazaiko @ akory ny sekle an :lol:
80. Fiffi ( 26/04/2006 07:48)
sasa: mahita lazaina ahoana inray ary zah zany ? jereo fotsiny ange io nolazain'i Ralay io eh ? wadrayyy !! :-D:-D:-D io ary Ralay fa efa vonona haka andry ho vady an! ^:^=D
Ralay: tena honorée be zah zany an! fa tsy misikotra le sékiré-nareo kosa an! :-D:-D Vonona zah ry Ralay sy sasa an! rahoviana ny daty eh ? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1329