Fiarahana sy tsiambaratelo

41. Herimiafina ( 20/04/2006 23:16)
Asa leisy ry cutie marina! Mety mialona fa tsy nahazaka na manana alahelo manokan amin'ilay sipa na manana alahelo manokana amin'ialy bandy itantarana fa mody manao namany de miatsara velatsihy. :@
42. cutie ( 20/04/2006 23:19)
mba lhl ve no manao an'zany :evil:
43. Herimiafina ( 20/04/2006 23:20)
Na lahy na vavy akia de misy manao an'izany avokoa rehefa ahitany intéret manokana le olondroa miaraka an! ahan :@
44. cutie ( 20/04/2006 23:23)
i am very innocent e :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
45. zoklbfkfk ( 21/04/2006 04:36)
tsy aleo ve ny temps présent sy ny fitiora no jerena miaraka rireto.
sady mistery sy sarotra ange ny mandinika ny lasa izany amiko manokana izay aloha. mitady aretinandoha fotsiny
marina mihitsy ny an'ialahy ry herim =D=D
46. Fiffi ( 21/04/2006 05:58)
Herimiafina: ianao ve zany tsy mba mino raha ny sipa mba tianao mba milaza na mitantara anao ny sekirény ?
47. mamzelkely ( 21/04/2006 06:50)
zah kosa klou tena mino fa ilaina ny fahafantarana ny passé ny olona tinao mba hahafahana mitsinjo ny present sy ny futur mba ts hamerenana ny hadisona natao taloh
48. ari.malala ( 21/04/2006 07:10)
sady ndraindray misy zavatra efa passé manindry mavesatra d mila zaraina @ ol de confience fa ts n'importe qui ksa nefa alo an, d le olontianao zany no mba izarana an'iny mba maka reconfort e! fa io arakaraky nyt sirairay ihany kosa nefa alo e!

Diamondra, afeno tsara retsy fa ny aza atoa hitako fts fa analàko anie e :-D:-D:-D:-D
49. Fiffi ( 21/04/2006 09:30)
miankina @ tsirairay hiany io an! miankina @ fifampitokisana dia ianao hiany no ahita na mety na tsia no hilazana azy an!
50. kala ( 21/04/2006 10:57)
efa maro reo soso-kevitra nivoaka ry bandykell fa samy manao ny safidiny sisa.

fa raha avec toi ndray aloha ry bandykell:-w:-w elà aza fetsy kou:wink: aoka samy :-$

:-D:-D:-D
51. diamondra27 ( 21/04/2006 11:14)
ari: njy an!:-D:-D:-*:-*:-*:-*
52. Fiffi ( 21/04/2006 13:13)
tsy hainareo angaha ity hira ity ?

Misy tsiambaratelo
Tsiambaratelo
Tsy atoroko, tsy alazalazako anao
Raha te-hahalala izany
Anontanio io kintana sisa mitsilopy io

Indray maraina tomaratra izay
Ny volana mbola teny ho eny
Ny vorona kosa faly
D'injay mikalo miatsinana any
Tamin'izay sendra nandalo
Olona iray tsy hohadinoiko

Io no tsiambaratelo
Tsiambaratelo
Tsy natoro, tsy nolazalazaiko anao
Hany mba mahalala izany
Anontanio io kintana sisa mitsilopy io.
53. steeeel ( 21/04/2006 13:57)
(l)(l)(l) (l)
(l) (l)
(l)(l) (l)
(l) (l)
(l) (l)
(l) (l)

(l)(l)(l) (l)
(l) (l)
(l)(l) (l)
(l) (l)
(l) (l)
(l) (l)
54. Herimiafina ( 21/04/2006 14:13)
Fa ny fiarahana koa anie tokony ho tsiambaratelo raha tsy efa tonga ny fotona hanambarana azy ampahibemaso e!
Tokony atao secret aloha, jardin secret izay tsy azon'iza n'iza idirana.
Rehefa atao publicité sy dradradradraina etsy sy ero amantsy de normale raha hidiran'ny sasany ny fiainana, hatramin'ny akanjo misy rovitra aza mety misy hitantara hanao telephone arabo, mba marina e! :@
55. Fiffi ( 21/04/2006 14:48)
Herimiafina: :* f'ita kosa hoa eh! sady hummmm be anie ilay jardin secret eh! :oops:
56. Herimiafina ( 21/04/2006 19:32)
tena aza mijangajanga ry zareo an, Voarara anie izany e! Lasa any amin'ny afobe fa de efa miteny aho an. :@
57. cutie ( 21/04/2006 19:54)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 21-04-2006 18:13:03
Lohateny : Re : Fiarahana sy tsiambaratelo
tsy hainareo angaha ity hira ity ?

Misy tsiambaratelo
Tsiambaratelo
Tsy atoroko, tsy alazalazako anao
Raha te-hahalala izany
Anontanio io kintana sisa mitsilopy io

Indray maraina tomaratra izay
Ny volana mbola teny ho eny
Ny vorona kosa faly
D'injay mikalo miatsinana any
Tamin'izay sendra nandalo
Olona iray tsy hohadinoiko

Io no tsiambaratelo
Tsiambaratelo
Tsy natoro, tsy nolazalazaiko anao
Hany mba mahalala izany
Anontanio io kintana sisa mitsilopy io.

tiako be hira io akia:*:*:*:*
58. sasa ( 22/04/2006 04:01)
mila tenenina ihany wa ireny secret ireny fa sao d hanenenana ny an'ahy aloha teneniko fa rehefa tsy sahy miditra izy tsy maninona koa, mitoto koba indray e! betsaka kou anie ny te-hiditra e:-D:-D:-D:-D
59. Ralay ( 22/04/2006 04:03)
Lazao ahy ary ny seklenjy ry sasa hoe =))
60. Fiffi ( 22/04/2006 05:26)
cutie: :) :-*:*:-*:*:-*
Ralay: :-$:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3051