MIOVA TOKOA!!!...

81. tovolahy007 ( 09/05/2006 23:33)
manaoana e!
za dia ny course kapsily no nahavoakapoka ahy foana satria dia variana milalao dia efa hariva be vao mody avy nianatra fa tonga dia tefa-tsofina no itsenan'ny mamanay anahy hhahahaa.Dia nga adinonareo ny fampitaha e,le refa andro diavolana iny?Mbola tao koa le manosika pneus na tomobila ,nilay be,ny polisy volera moa dia tsy lazaina tsony;dia le milalao bobine na kofehy koa,le asiana fingotra dia fahanana dia alefa avy eo;ny mampiady tandrimo,dia ny papango rivotra e,izahay iany no manamboatra le papango an,fa tsy le vidina vita reny io.Nilay taloha ka,ny ahy aloha ny zanako dia hoa ampianariko an'io refa mananjanaka za e.
82. toubib ( 10/05/2006 11:53)
Fa le kilalao ko ange le izy vitan'ny tena mitsy no tena misy maminy na d misy manana anle vidiana eny am mpivarotr aza eo!
83. naritsimba ( 15/05/2006 15:58)
Faly miarahaba antsika namana rehetra.
tsy miova tokoa akory ny fiainana fa ny toentsaintsika Ray aman-dreny mihitsy no efa miova. Satria menatra ny miteny ny zanatsika fa izao no kilalalontsika taloha.
Ny tenako @ izao tsy menatra rehefa manam-potoana ny manao kapisily sy ny manamboatra papango miaraka @ zanako rehefa misy ny fotoana, ary mampianatra azy ny mi-tchat sy ny fampiasana ordinateur.
Aoka isika ho tonga saina fa raha tsy nahay nikaroka ange ireny olona taloha ireny tsy tahaka an'izao akory isika e, ary ny ray aman-dreny izay atao hoe antitra @ izao dia tsy menatra ny mampiseho ny zavatra fanaony taloha indrindra fa ny lalao sy ny fitaizana, ary sahiko ny milaza fa iza t@ tsika @ izao moa no sahy milaza fa mahy noho ireny lazaina fa NTAOLO ireny?
ny taloha sady nianatra nanoratra no nianatra namaky teny no nianatra namaky NOTE de MUSIQUE fa isika ankehitriny efa malaina hisahirana ka miandry ho toloran'ny Ray aman-dreny niteraka sisa.
Koa mba toro- hebvitra ny ahy aza menatra miaraka milalao @ zanaka isika efa niteraka dieny mbvola ao anatin'ny fahazazany ny zaza fa rehefa lehibe izy tsy hatahotra ny hilaza ny zavatra iainany aminao.
izay inbdrya aloha fa aoka tsy ho COMPLEXE isika izay mahatsapa tena fa Ray aman-dreny ka vonona ny hitaiza @ fomba tena Malagasy fa tsy sanatria ka haka tahaka ny fomba vazaha fahatany.
Misaotra anao namaky.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1013