MIOVA TOKOA!!!...

21. cutie ( 18/04/2006 23:05)
:-D:-D:-D:-D
22. Fiffi ( 19/04/2006 04:26)
:-D:-D:-D:-D
23. mamy23 ( 19/04/2006 05:02)
Tsara be ny kivadivady fa izahay efa nanao T2 mbola kely. Ankehitriny lasa sipasipa ilay izy.
24. lapino ( 19/04/2006 05:38)
pissoa:
zah tsy milalao izany intsony fa efa olon-dehibe ... fa ny kilalao no miova

Tandremo fotsiny milalao afo fa mampipipy am-pandriana :wink::-D:-D
25. Fiffi ( 19/04/2006 06:01)
@ alina io an! :-D:-D
26. mamzelkely ( 19/04/2006 07:08)
diamondra27:

titeuf kosa milay e!



27. ari.malala ( 19/04/2006 07:15)
ountssss! mampaditra zaza ny ataony titeuf kooooo! sady nyzavatra tsikaritro @zaofotoana izao koa tena lasa aloha b ny fahaizan'ny ankizy resaka fitiavana sy sexe... talo 12 taona izany tena mbola zaza bodo tsisy resaka ambadika fa resaka madio, izao ianao mahita ankizy 12 taona sady b vatana mirongaronga no efa mahay ny tsy hainao t@ zany andro izany...
28. ravatorano ( 19/04/2006 07:28)
hihihihi
marna dhl satria za d miaina an io fiovana io fa zalah amizao tsy mety milalao raha tsy playst,hibox,PC ao aza no efa mitsaty manapoinsse sy mitoraka blao ny lebe amizao !
Izay ilay fivoarana fa anjaran ny R@R no manaran maso sy mananatra ny kilonga mba tsy hiborioka izy ireo.Fa raha amizao né no manao rakiafina mlety zava doza v no hitranga any ampiafenana any ? satria lazain i ari.malala fa efa tena maay ny tsy faahin ny tena tsony ry zalah amizao ny kilonga io.
d niova tokoa ny kilalao sy ny fomba filalao amizao fa taloha tanana no atao basy amin ireny bandisirole reny fa amizao efa azo isafidianana ny kilalao basy ary misy aza tena izy hihihihihihihihihi
29. pitchou ( 19/04/2006 07:41)
ravato> hihihihihi! basy tena izy an!
30. mamzelkely ( 19/04/2006 08:12)
zah klou mbola tanora fa mahatsiaro tena ho vieux jeu beuu ee marina tellement ts maharaka ny ataony tanora amizay :-D:-D
31. mamzelkely ( 19/04/2006 08:13)
zah klou mbola tanora fa mahatsiaro tena ho vieux jeu beuu ee marina tellement ts maharaka ny ataony tanora amizay :-D:-D
32. pissoa ( 19/04/2006 08:22)
lapino:
Tandremo fotsiny milalao afo fa mampipipy am-pandriana
Dain kou izany tatitra selectif be an'i lapino kle :-D:-D:-D Taiza kou izao zah no niteny hoe
zah tsy milalao izany intsony fa efa olon-dehibe ... fa ny kilalao no miova
:roll::roll:

Sady angaha zah otsan'lah ka hipipy ampanjiana na milalao afo aza =))=))=))
33. Fiffi ( 19/04/2006 08:31)
pissoa: :-D:-D:-D:-D
34. pissoa ( 19/04/2006 08:36)
K'hita kou :°):-D:-D:-D:-D:-D
35. Fiffi ( 19/04/2006 10:14)
pissoa: ka tena marina akia io an! tadidiko zany zaha taloha zany de hoe tsy mahazo milalo afo hono fa manao pipi @ alina dia tena tsy sahy na ny mijery afo fotsiny aza :-D:-D:-D:-D
36. kala ( 19/04/2006 11:24)
mamzel > mbola manembona an'i le bouba sy frisquette angah njy

ravato > marina mitsy io ê! :-*:-*:-*:-* mahatsiaro ny fahazazako zà zany klé:wink: manao rankiafina de refa zà no boka de sady manontany ihany hoe "vita ve ô" de iny zà no lasa mody miafina any @'ny dadanay fa tsy mitady ny ankizy akory :twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:

de manao tsipin-tady (ma boule) sy ny lasitika :snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif:

saingy niova daholo zany ankehitriny ê!

fiffi > :-D:-D:-D:-D:-D:-D
37. mamzelkely ( 19/04/2006 11:45)
kala ieuuu zah tam mbola kely de bouba ny fiantso anah tellement ra vô mande am télé ono bouba de avelako dôly zay kilalaoko rht fa lasa zah mijery de sady mandy no mihira :-D:-D:-D zaza adala anie zah ty tam mbola kely ee:-D:-D
38. pissoa ( 19/04/2006 11:46)
Fiffi, izaho tamin'ny mbola papooooozy kely na dia tsy milalao afo aza dia mipipy ampanjiana raha vao tsy fohazina amin'ny alina :oops::oops:

Fa izao zah tsy milalao afo :wink::-D:-D:-D
39. Fiffi ( 19/04/2006 12:26)
pissoa: :-D:-D:-D fa raha tena jerena kosa akia ny tena dikany dia hoe tsy azo hatao ny milalao à afo fa sao dia may de mody lazaina hoe hi-pipi @ alina :-D:-D:-D:-D
40. lapino ( 19/04/2006 15:43)
pissoa, jereo eo ambony eo fa nataoko dika-petaka fotsiny io :wink::-D:-D

Fiffi, ny fahazoako ny dikany angamba hoe: sao dia manonofy main'ny afo dia hoe "tondrahy rano, tondrahy rano!" :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4608