MIOVA TOKOA!!!...
41. Fiffi
(
19/04/2006 15:52)
lapino: ka raha manofy rano ve tsy ny pipi no latsaka tao ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
42. pissoa
(
19/04/2006 15:57)
lapino, hay! Ity kou izany mety?
lapino::wink::-D:-D:-D:-D:-D
jereo eo ambony eo ... Fiffi ... fa nataoko ... pipy am-pandriana
44. pissoa
(
19/04/2006 16:04)
:-w:-w ahoana? zah anie mpianatr'i lapino :wink:
Ka ahoana, mety io =))=))=))
Ka ahoana, mety io =))=))=))
45. lapino
(
19/04/2006 16:12)
De lazao fa za koa no mampianatra an-dry mipipy am-pandriana e! :-D:-D:-D
47. pissoa
(
19/04/2006 16:20)
lapino, zah tsy nampianarin'lah fa Fiffi nampianarin'lah kooooo :cry::cry:=))=))=))
48. lapino
(
19/04/2006 16:33)
Aiza koo e? i Fiffi ve no nampianarina dia i pissoa no mahay? :wink::-D:-D:-D
49. diamondra27
(
19/04/2006 16:35)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 19-04-2006 01:34:30
Lohateny : Re : MIOVA TOKOA!!!...
Andao tsika hanao kivadikivady de izaho sy DM foana no miaraka e! ahan
ok ary an! ndao atomboka @izay
54. ravatorano
(
20/04/2006 10:53)
za wa tadidiko miitsy efa lebe aza mbola niaraka nanosika pneu tamin dry lesely sy leromy foana kouh
ry ratità amin izany manaraka ao aoriana aminj iny lalana avy eo ambavahadimangatsiaka iny makany andranovisy any Bira io efa SN za tamizany an hahahah
raha mikozy an izany an dry zalah boaikeliko za d mlazainy fa tena kilalao taraiky b ono zany eh:evil::evil::evil::evil::evil:
za aloha tsy mino an ilay hoe milalao afo d mipiptra e satria zaay taloha reefa alinalina iny mandoro kitay na mamelona afo d manao "avy mangatana izaay"sady milalao afo fa tsisy mbola nipiptra fandrina tahaka anareo zany=))=))=))=))=))

55. ari.malala
(
20/04/2006 11:48)
za efa 17 taona mbola nilalao lastika t@zany andro zany e :)
ka le mipipi fandrina anie Ravato, mety hoe ts tian'le lebe hilalao afo ny ankizy fa sao may d le mipipi fandrina no teneniny e, na koa mety hoe tamana anle nafana teo ambodyafo d refa any ampandrina mitsipadamba d mangatsika d lasa mipipifandrina... ts haiko

58. pissoa
(
20/04/2006 15:45)
Hihihi, izaho izao raha misy namana mbola vonona hanao ankiafina sy bandy sy rola :roll::roll:
60. mamzelkely
(
21/04/2006 05:34)
fiffi aleo aloh io no mody lazaina fa mahamenatsa beuu :oops: (kalesa, kasokaso kapôka, poupée, ouay eeeee bobaka be fa aleo reo ihany :-D:-D)