MIOVA TOKOA!!!...

61. ari.malala ( 21/04/2006 05:38)
Fiffi v bandy? :-D:-D:-D za ko ky ry mamzelkely 15 taona mbola nanao tantara vato a :-D:-D:-D
62. Fiffi ( 21/04/2006 05:49)
:-D:-D:-D:-D:-D ka iza anefa no tsy nilalao sy nanao an'ireny eh ?
63. ravatorano ( 21/04/2006 06:03)
za zao mampianatra ravitsily nny ankizy ankehitrio indray reefa vakasy iny :-D:-D:-D
64. Fiffi ( 21/04/2006 06:09)
ravatorano: inona ity ravitsily ?
65. ari.malala ( 21/04/2006 12:16)
oay o! Fiffi v ts mahay vitsly? ary iza no mpilalao ballon prisonnier ndray aza e
66. pissoa ( 21/04/2006 12:29)
Tiako be kou io vitsly io! Rehefa hariva talou mahafinaritra mihitsy ...

zelkely sy ari, ny ahy indray tsy dia tantara vatokely no nahafatifaty ahy fa miaraka amin'i zokinay lahy sy cousin-nay dia olona maromaro no mamelona ny tantara :-D:-D:-D de misy oe zah polisy, zah mpangala-jaza, avocat, sns ... dia samy miteny izay teneniny fa atao mifanaraka fotsiny. Fa ny tena mahafinaritra dia manosika tomobil biriky rehefa oe polisy ony na mpangala-jaza, de maloto kely akanjo :oops::oops: :-D:-D:-D
67. Fiffi ( 21/04/2006 12:51)
ari.malala: :oops::oops: tena tsy tadidiko akia hoe inona io an! :oops:
68. dadabe ( 21/04/2006 12:53)
ndao tsika sy arimalala hanao kasikasy kapoka:wink:

de aveo manao vitsly :wink:
69. Fiffi ( 21/04/2006 12:55)
dadabe: inona io vitsly io ?
70. ari.malala ( 26/04/2006 11:38)
Fiffi, tena ts haiko ny manazava anazy fa mafinaritra b io kilalao io! style fanenejika fa manao boribory d ts mahazo mihoatra an'le boribory e!

dadabe, enao boka volou d dakako fôna ny kapôka an;) sa ts ampijalina enao?;)
71. mamzelkely ( 27/04/2006 10:06)
toundé délivrer-o ny kapôka ky ry ari aaa:-D
72. ari.malala ( 28/04/2006 07:17)
delivré nykapôka ooooo
73. pitchou ( 28/04/2006 10:28)
fiffi, ari> ny vitsly aky mizara ekipa 2 ny mpilalao, d asiana tsipika 3 na 4 parallèles, d misy tsipika iray manapaka ireo tsipika rehetra ireo,zany we otran'ny karô sabaka ihany zany e! fa lehibe!. D ny tanjona izany mialaery @ lohan'ny faritra ery d manao ze ahatongavana ery @ faran'ny faritra. Le ekipa manapaka izany tsy afaka miditra anaty karô fa tsy maintsy manaraka ny tsipika nofaritana. d otran'ny fanenjika ihany izany fa voafaritra ny toerana handehanana
74. toubib ( 03/05/2006 06:23)
Na le mifanenjika ko nge milay e, ny katro, kifanga na tso-bato, tanisa vato na tanisa baolina, avy mangataka, raosy jamba, ankiafim-bato d le mangala-boankazo ko tena aventure milay an, fa aza tratry ny barbelé sy mifanenjika amin'ny kvindro fotsiny!
75. ravatorano ( 03/05/2006 07:11)
ary ilay manao mariazy mariazy tamin ny mbola kely angah tsy mbo nataonareo hihihihihihi
henjan reny an
otsan ny tadidiko foana kalé !
nenah ny tena tsaroako tamin ny mbola kely d ny manao bandy sy role,milalao jouera ka mbola ry saint michel sy ry corps enseignant toliary no nalaza tamin izany d ry MMM toamasina.Tao koa ny kasika kapoaka sy ny vitsily ary ny rafanejika sy ballon prisonié
ary bobaka b zany kilalao taloha zany ah hitako za bedy foana fa tsy mety tapitra ilay kilalao d tsy maavita raharaha sy tsy azo irahina miitsy hihihihi
76. ari.malala ( 03/05/2006 09:43)
hihihi, za ts mahay tanisa mints fa ny manao tsobato alo d vlou tsara mints! maratra fôna ny tanana tam zany hihihi, de le mariazy mariazy ko tadidiko za le mpanao fille d'honneur fotsiny fa tsy mety atao mariazy zany mintsy :-D:-D d bedy marina am antson'izoky fa ts mahavita raharaha
77. toubib ( 04/05/2006 07:14)
Ny "zoera" le atao amin'ny carreau na tranona battérie-na tomobil kikisana atao boribory ko nga adinonareo? lokoina atao milay tsara d boatina sardina no atao goal, tamzany sarotra notedavina ireny tam'ny andron'i Deba de tany am le fanariampakon'le vazaha izay zahay no mitady boatin'ny le sardine de Maroc ireny. Sokirina tam hazolava le izy fa mifefy le tanànany sady misy kvindro. Fa le lalànany koa no tena naha variana ny fandrafetana azy an! Taty aoriana moa niova ho baby foot d avy eo lasa Fifa ndray ndray saingy manety indray no ampihetsehana ny zoera. Fa
78. majinikakely ( 08/05/2006 07:59)
toubib
79. ari.malala ( 08/05/2006 09:53)
hahha, lasa tsy mafinaritra tsony ra vitsli no atao am manette kle!
80. toubib ( 08/05/2006 11:37)
F'ita kou! le vatana mihetsiketsika iny ko ange no tena mahafinaritra am'le izy e! Le mba misarangodrangotra kely am sipakely na ny bandikely iny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2341