Nitondra inona zao le paska 2006???
41. zozefa
(
25/04/2006 18:31)
de rehefa nandinika sy nieritreritra aho de tsy nitondra na inn na inn ilay paska e,
f'angaha moa ny paska no nitondra batemy tamin'ny ireo oll natao izany fa? andro ny paska raha ny fahalalako azy, tsy mitondra na inn na inn izy fa raha misy ny fahasoavana azo de asan'ny Fanahy Masina izany
tany amin'ny toerana sasany zao de nisy lozampiarakodia nandritra ny paska, dehoe ny paska ve no nitondra izany?:roll:

44. Fiffi
(
25/04/2006 19:43)
de rehefa nandinika sy nieritreritra aho de tsy nitondra na inn na inn ilay paska e,mampalahelo !
tany amin'ny toerana sasany zao de nisy lozampiarakodia nandritra ny paska, dehoe ny paska ve no nitondra izany?mba loza koa zany fanontanianao zany an! Inona aloha no hatao hoe Paska aminao ?
45. zozefa
(
26/04/2006 15:34)
fiffi
ny paska sa ny paska 2006 no tinao anontaniana?
ny paska 2006 mantsy de andro toy ny andro rehetra, ohatran'ny 01 mai ihany io
fa raha ny paska de hafa indray,
46. Fiffi
(
26/04/2006 17:16)
zozefa: dia mba azonao azavaina ve hoe inona ny Paska na ny Paska 2006 ? inona aloha no mahasamy hafa ny Paska sy ny Paska 2006 ?
48. Fiffi
(
28/04/2006 05:59)
tsy maninona na zefa izy na tsia fa mba ilaina koa ny fahafantarana ny heviny , raha tsy izany manko dia hihafara eo indray ny dinika ka tsy ho fantatra izay mba tiany lazaina ary isika kosa tsy ho afaka ny hanampy azy raha azontsika hatao izany.
49. marozevo
(
28/04/2006 14:29)
Ny mahatonga ahy milaza izany manko dia toa tsy mi-considerer an'izay lazain'ny hafa izy, fa ny azy ihany no asesiny, ka ho sarotra ihany ny handraisany ny toro-hevitrao. Nefa ataovy ihany fa na 1% amin'izay lazain'i Fiffi fotsiny aza no dinihin'i Zozefa tsara dia miova ny heviny.
50. Fiffi
(
29/04/2006 06:41)
marozevo: tena marina mihintsy izany lazainao zany fa tsy izy irery koa no manao an'izany , tsy mba mijery izay lazain'ny hafa fa ny anin'tena fotsiny no hasesika. Ka raha ho sarotra aminy ny handraisany ny sosok'hevitsikka dia isika efa niala-nenina ary nanao izay hazontsika natao fa dia anjarany sisa ny hijery raha mba mety mahaliana azy ny nataontsika.
51. marozevo
(
30/04/2006 08:39)
Mino aho fa ho raisiny io 1% io, ary ho toy ny voantsinapy voafafy io, ka hitombo sy handrobona.
52. zozefa
(
30/04/2006 10:07)
Efa hoe zefa ho'aho no iresahana fa ianareo ve adala eh
misaotra an'i Marozevo tamin'ny ilay fanamarihana, na izany aza de enga anie ka ny Tompo izay tena tia anao no homba anao mandrakariva ka hamindra fo anao hatrany:D
fiffi:
ny paska aloha de fety jiosy hanamarihany ny famonjena nataon'Andriamanitra azy ireo tany Egypta, fa nifanojo tamin'ny nahafatesan'ny Tompo sy ny nitsanganany izany fety izany ka lasa repère ho an'ny kristiana,
fa raha hevitro de hoe tsy manana hery na fahefana hitahy antsika ny paska 2006, tsy hainy izany sady tsy vitany, sady andro ihany izy, fa Andriamanitra irery ihany no afaka mitahy antsika, raha misy fahasoavana azontsika de avy Aminy izany fa tsy ny paska akory no nitondra izany, sa hiteny ve isika hoe mitahy koa ny andro e?
53. zozefa
(
30/04/2006 12:29)
hoy ny tenin'Andriamanitra ao amin'ny 1Tesaloniana 5:21 hoe "Fantaro ny zavatra rehetra; hazony mafy izay tsara",
mety ho ao amin'io 1% resahintsika io ilay tsara nolazain'i Paoly io ambony io,nefa metsy tsy ao koa,na izany aza de misaotra nanoro hevitra e!

54. Fiffi
(
01/05/2006 04:51)
zozefa: raha mamaky ny baiboly aho dia izao no hitako
7 ARY tonga ny andro, fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia ilay tsy maintsy hamonoana ny Paska. 8 Ary Jesosy naniraka an' i Petera sy Jaona ka nanao hoe: Mandehana, ka amboary ny Paska hohanintsika. 9 Ary hoy ireo taminy: Aiza no tianao hanamboaranay azy? 10 Dia hoy Izy taminy: Indro, raha miditra ao an-tanàna hianareo, dia hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo; manaraha azy ao amin' ny trano izay hidirany. 11 Dia lazao amin' ny tompon-trano hoe: Izao no lazain' ny Mpampianatra aminao: Aiza no efi-trano hiarahako mihinana ny Paska amin' ny mpianatro? 12 Ary izy hanoro anareo efi-trano malalaka ambony rihana; izay efa nasiana fipetrahana; any no amboary . 13 Dia nandeha izy ka nahita araka izay efa nolazainy taminy; dia namboatra ny Paska izy.
Hiheritreritra sy handalindalina aloha....

55. Fiffi
(
01/05/2006 04:57)
Eo amin’ny finoana kristianina dia mazava fa Paska Fandresena no nakalazaina teo. Mino tanteraka ny herin’Andriamanitra amin’ny fitsanganan’ny maty.
56. marozevo
(
01/05/2006 22:27)
Ka izao ry Zozefa ah... Averiko eto ny hevitra voalaza ao ambony ao, satria hitako fa, na tsy azonao na tsy novakianao, na nodinganinao fotsiny.
Ny Paka tsy raisina amin'ny maha "andro" azy fotsiny akory, fa raisina amin'ny fitohizany sy ny fifandraisany amin'ny evenement fondateur.
Ity aloha ny ohatra : Mankalaza (na manao) anniversaire. Mitondra inona ho anao ny anniversaire-nao ? Tsy hoe teraka indray ianao akory amin'io andro io, nefa miavaka noho ny andro hafa satria anniversaire-nao.
Ny paka dia tsy feti-na fahatsiarovana (souvenir/mémoire) fa fety iainana fahatsiarovana iray (mémorial). Raha manao Sorona Masina ny Katolika, tsy manao théatre akory fa mamerina sy miaina, vakio tsara "mamerina sy miaina" ilay Sorona Masina natolotr'i Kristy tamin'ny voalohany.
Ary tsarovy fa ny Paka "ankalazaina =memorial" isan-taona no fototry ny fankalazana rehetra.
Ka ankoatra ny Batemy efa voalaza any ambony any, dia izany rehetra izany no entin'ny Paka 2006.

57. Fiffi
(
02/05/2006 15:30)
raha mamaky io lazain'i zozefa io aho dia miheritreritra sy manontany tena hoe " Inona no antony hankalazan'ny Kristianina ny Paska raha izany ?
58. marozevo
(
02/05/2006 22:35)
An3! diso ianao Fiffi ! Tokony hataonao hoe "inona no tokony hankalazan'i zozefa ny paka raha izany". Dia mety hamonjy asa izy fa tsy ho any Antsirabe rehefa lundi de Paques.
59. Fiffi
(
03/05/2006 13:00)
de io ary fa haveriko ny fanontaniako
inona no tokony hankalazan'i zozefa ny paka raha izany?

60. zozefa
(
03/05/2006 19:55)
miankina amin'ny tinao lazaina amin'ny hoe mankalaza no hamaliako azy,
hahatsiarovana ny nitsanganana'ny Tompo tamin'ny maty izy izao fa tsy le fety fanaon'ny jiosy taloha intsony, ary tsy mitaona antsika hanao ny fety tahaka ny fanaon'ny jiosy ny tenin'Andriamanitra,
mandritra ny fahatsiarovana ny fitsanganan'ny Tompo no mety hahatsiarovan'ny tsirairay ny tena fitiavan'ny Tompo azy, ary io no tena zava-dehibe, satria nanaiky hatram'ny fahafatesana ny Tompo mba ho fanavotana antsika, ka raha izany de tsy paska no nitondra na inn na inn fa ny Fanahy Masina no nitondra aimpanahy na fisokafan'ny fo, na koa fibebehana mihitsy aza,
zany hoe raha zavatra ara-panahy de ny Fanahy Masina no mitondra azy na manome azy antsika fa tsy ny andro akory,
asa, mety ho betsaka ny batemy rehfa paska, asa mety ilay ray amandreny no nifidy hoe ataovy amin'ny paska ilay izy, fa tsy hoe "hasard" b no nahatonga azy tamin'ny paska, sady koa angaha tsy efa fotoana ela b alohan'ny paska de efa fantatra hoe iza sy iza aavy no atao batemy fa tsy hoe hevitra vao tapaka andro 1 alohan'ny paska na koa hoe tamin'ny andron'ny paska mihitsy vao tapaka izany hevitra izany,
ka raha izany, raha raisina ilay hevitrareo de hoe le andro nahatapakevitra andry zareo hanao batemy amin'ny paska anie zany no nitondra zavatra fa ilay 16 avril 2006 fotoana nanatanterahana azy fotsiny e,