VOASARY hiran'i MAHALEO...

81. mandrindra ( 15/05/2006 11:35)
aza mody fanina eo moa e !!
82. cutie ( 15/05/2006 18:37)
ie tena fanina mitsy fa tsy mody fanina:-D
83. mandrindra ( 16/05/2006 06:37)
tandremo ary sao mikarapoka amin'ny tany ka maratra!!
84. cutie ( 16/05/2006 19:03)
fa nga voatery hikarapoka refa fanina:-D
85. mandrindra ( 17/05/2006 08:10)
fa haninona indray ary e ?:D
86. cutie ( 17/05/2006 19:47)
matory:-D
87. mandrindra ( 18/05/2006 09:14)
tantarao ny nofy ary
88. cutie ( 18/05/2006 10:18)
nanofy voasary:-D:-D:-D:-D
89. mandrindra ( 18/05/2006 11:21)
ilay efa vita vaofy ve?:D
90. cutie ( 18/05/2006 11:27)
fa in njay :-D:-D:-D
91. Fiffi ( 18/05/2006 11:41)
hay ve ato resak'i cutie sy mandrindra eh! :-D:-D:-D azafady nanelingelina :-D:-D:-D aza hatao hoe nisy nitsikilo an! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-$:-$:-$
92. mandrindra ( 18/05/2006 11:41)
sao dia mbola be hodiny ko !!:-D
93. cutie ( 18/05/2006 11:51)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 18-05-2006 16:41:29
Lohateny : Re : VOASARY hiran'i MAHALEO...
hay ve ato resak'i cutie sy mandrindra eh! azafady nanelingelina aza hatao hoe nisy nitsikilo an!

fiffi ie nanapaka feeling mitsy njy :-D:-D:-D:-D
94. cutie ( 18/05/2006 11:52)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 18-05-2006 16:41:55
Lohateny : Re : VOASARY hiran'i MAHALEO...
sao dia mbola be hodiny ko !!

mety ny nofinao ndray zany :-D:-D:-D:-D
95. mandrindra ( 18/05/2006 12:05)
efa nivoaka ve aloha i fifi teo :-D

ary ahoana no ahafantarano ny nofiko le ?
96. cutie ( 18/05/2006 12:11)
ka io nolazainao io ka:-D:-D:-D
97. mandrindra ( 18/05/2006 12:16)
nolazaiko taiza ndray zany le? sao dia mba alzeihm ary za zany
98. cutie ( 18/05/2006 12:17)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 18-05-2006 16:41:55
Lohateny : Re : VOASARY hiran'i MAHALEO...
sao dia mbola be hodiny ko !!

io le nofy:-D:-D:-D
99. mandrindra ( 18/05/2006 12:22)
tsy nofy io fa eritreritra ka :-D:-D
100. cutie ( 18/05/2006 12:24)
mandefa eritreritra zany, rahovina vo hanofy:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2162