VOASARY hiran'i MAHALEO...

61. ari.malala ( 04/05/2006 06:47)
mandrindra:

ka "mandehana manakany" anaty trano mimoza, manao ny "ditra" raha te ahita an-d"Ralita"
ari.malala, ianao indray mody tsy mahay eo nefa efa hioty ny vokany izao :D, tongava soa ny vahiny e.


hihih, mandrindra; enao an :-D:-D:-D ts hoe mody ts mahay za fa tena ny hevitra fonosin'le hira mints no ts noeritreretiko e :-D:-D
62. mandrindra ( 04/05/2006 13:06)
cutie, mihaino fotsiny sa mba ampiharina ihany koa ny tononkira ??:D

ari.malala, inona no fonosin'ilay hira ? voninkazo ve? voninkazo manitra ao anaty toerana kely nefa mafana. lalina be izy izany.
63. cutie ( 04/05/2006 13:08)
mandrinadra:lol:
tena ohtran'ny ampiarina,fa zao za vo tena nihaino ny tonony koa:lol:
64. mandrindra ( 04/05/2006 13:47)
ka iza no anombohany aza : voasary sa mimoza ? sa hafa koa ?
65. cutie ( 04/05/2006 13:57)
aleo ary atomboka @ voasary:-D:-D:-D:-D:-D
66. mandrindra ( 04/05/2006 14:29)
efa vita vaofy sa mbola vao ho voasana ?:-D
67. cutie ( 04/05/2006 14:32)
devine :-D:-D:-D:-D:-D
68. mandrindra ( 04/05/2006 14:36)
hay hitako, eo ampamoasana :D
69. cutie ( 04/05/2006 14:40)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
70. mandrindra ( 04/05/2006 14:45)
falifaly be an :D, tohizo fa manja e !!
71. cutie ( 04/05/2006 14:49)
:oops::oops::oops::oops::oops::oops:
72. mandrindra ( 05/05/2006 19:40)
dia maninona indray no teramena toa io ?
73. cutie ( 05/05/2006 22:10)
:-D:-D:-D:-D:-D
tsyhaiko
74. ari.malala ( 09/05/2006 13:34)
mandrindra, ka ts haiko mints anie hoa eeee:-D:-D:-D
75. mandrindra ( 09/05/2006 19:19)
cutie, tsara reheaf miverina miverina ny tsiky ka
ari.malala, aleo atao hoe mody tsy mahay ianao ary e :D
76. cutie ( 09/05/2006 19:25)
le :-D:-D:-D:-D ihany zany no atao
77. mandrindra ( 10/05/2006 12:10)
fa ny tsy azoko anie ry cutie dia hoe ny :-D ve no maha :oops: sa ny famoasana voasary e ?
78. cutie ( 10/05/2006 13:37)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
le hitan'ny be sy ny maro ato no :oops::oops::oops::oops::oops::oops:
79. mandrindra ( 10/05/2006 13:45)
ary le hitan'ny kely sy ny vitsy maha inn ?:-D
80. cutie ( 10/05/2006 13:51)
:-D:-D:-D:-D:-D
in njay no tsyhaiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5871