VOASARY hiran'i MAHALEO...

21. Fiffi ( 13/04/2006 15:05)
pissoa: ka zao anie an! raha ohatra ka misy hira mampanahiahy dia efa "censuré" avy hatrany anie izany hira zany eh! sa ahoana hoy ndry ?
22. ari.malala ( 14/04/2006 10:59)
refa tina hisy interpretation sexe ny hira d misy daolo zany, fa ra za manokana klou no mijery an'io hiran'i Mahaleo io, dia tsy misy ambadika sexe zany. Ny fahazoako anazy d we lery b mpitia b d ze tonga ao aminy znay manoroka anazy, fa tsy nomeny ny molony mintsy fa ny takolaka foana no nomeny, fa le tena tompon-toerana no nahazo ny oroka mamy be t@ molotra, ts haiko alo nefany...
23. Fiffi ( 14/04/2006 11:54)
ari.malala: ao akia mba omeo voasary ary halao ny hodiny vao omendry ahy an! :miam::miam::miam:
24. fijo ( 14/04/2006 18:49)
fiffi an,sao dia hanahirana izany voasary vita vaofy izany le
25. Fiffi ( 15/04/2006 03:13)
fijo: hanahirana ahoana aloha ? ao ry fijo ahhhhh !! mba omeo voasary zah de tonga dia ahao ny hodiny dia ataovy anaty vilia de efa en kartier ireny :miam::miam::miam: manahirana ve io ?
26. pissoa ( 17/04/2006 05:29)
:-D:-D:-D:-D
27. pissoa ( 17/04/2006 05:30)
Fiffi, ngô de feno vovoka raha tonga de alany ny hodiny :roll::-D:-D
28. Fiffi ( 17/04/2006 05:36)
pissoa: an3 ka ! tsy voan'ny vovoka zany akia fa hasio le plastika manify kely iny eo amboniny dia mety ka! :-D:-D:-D sa mba omendry voasary koa zah ? :miam::miam::miam: :-*:-*
29. pissoa ( 17/04/2006 05:43)
Ary Fiffi izany tiatia voasary an :-D:-D Voasana amin'ny tanana sa voasana amin'ny antsy? :-D:-D:-D
30. Fiffi ( 17/04/2006 05:47)
pissoa: tanana ka! raha antsy akia mampatahotra sao dia tapaka eo ny tanana koh ! :-D:-D:-D fa zah aloha tena tia voasary an! ilay mamy be iny :miam::miam::miam: misy ve any ? :-D:-D:-D:-D
31. pissoa ( 17/04/2006 05:59)
Ny ahy aleoko paoma toy izay voasary! Ny voasary mantsy tsy azo hanina amin'ny sira :roll::roll::-D:-D:-D
32. Fiffi ( 17/04/2006 06:09)
@ sira ? :-D:-D:-D:-D:-D voamadilo akia no ho hanina @ sira fa tsy paoma kosa an! sa ny paoma mbola manta be iny ? :-D:-D:-D
33. pissoa ( 17/04/2006 08:18)
Ka aty tsy misy voamadilo knou ... mbola mila an'le manafatra indray raha izany :-D:-D Fa ny paoma matsiro be asiana sira kou :roll::roll: Vao tamin'ny maraina mihitsy aho izao no nihinana (matetika voankazo no kaliko @ maraina) :-D:-D:-D:-D
34. Fiffi ( 17/04/2006 16:08)
fa nga akia tsy mamy ilay paoma no ho hanina @ sira ?
35. pissoa ( 17/04/2006 18:34)
Mamy fa tsy ratsy kah. Izaho aloha tia e! Hihihi, angamba zah efa zatra kou e :-D:-D:-D
36. cutie ( 17/04/2006 19:02)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 12-04-2006 21:46:21
Lohateny : Re : VOASARY hiran'i MAHALEO...
Iny izy fa tazako eny an-tampom-kavoana
Mamikavika mafy ery ambany ery
Mitofatofa amin' ny zipo, zipo lavany
Fafazan' ny orana avy any atsimo izy
Tohan' ny rivotra tsy avelany mandeha
Mavitribitrika anefa izy mitaingina ny kapany
Na dia misy aza ny fiakarana mideza
Izay miandry azy atsy aloha atsy a !
Mavitribitrika izy e , hamangy ilay malalany
Ny famindrany amin' izay e !
Manaraka ny fitempon' ny fony.

Midobodoboka ny fony,
midobodoboka aok' izany an !
Rehefa tonga teo am-baravarana
Nandondona indroa izy e , nefa tsy nisy namaly
Saika handondona fanintelony izy
Nivoha anefa ny varavarana
Ka nampandrosoiko izy e ! tato an-trano
Mangetaheta anefa izy
Dia notolorako voasary
Samary gaga anefa izy nijery ilay voasary
Voasary efa vita vaofy no nomeko azy
Nanontany azy izy e : nankaiza ny odiny ?
Be mpaniry mantsy io voasary io
Ka izay tonga ato an-trano dia mihinana ny odiny
Ny fonin' ilay voasary anefa tsy nomeko an' iza n' iza
Natokako ho anao e , ny fonin' ilay voasary an
Natokako ho anao e , ilay voasary mamy an !

de mba aiza hono ny sexe @ io hira io ? Mba te hamangy ny malalany ary izy dia nangetaheta dia notolorana voasary efa tsy nisy odiny ka aiza ny sexe @ io ?

ny fahazahoako azy njay de le voasary zany be mpaniry hono ny hodiny nefa nony tonga le sipa zany de natokany ho azy rery le odiny.
Dikan;zany naditra le bandy taloha fa niova nony tojo an'le sipany vao2 de natolony ho azy zany ny fony e :-D
resaka fitiavana io fa tsy resaka sexe.
37. Fiffi ( 18/04/2006 05:21)
ka raha resaka fitiavana moa maninona fa dia sexe ve ry zareo ? manimba ny hira fotsiny :-D:-D
38. mamzelkely ( 18/04/2006 06:31)
zah ko miombokvt am cutie we no-reserver-ny an le sipa mbô tena tiny zay zvt tena iriny olona tany aminy eee8)
39. Fiffi ( 18/04/2006 11:14)
f'ita kosa wa eh! :(
40. cutie ( 18/04/2006 23:12)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 18-04-2006 11:31:19
Lohateny : Re : VOASARY hiran'i MAHALEO...
zah ko miombokvt am cutie we no-reserver-ny an le sipa mbô tena tiny zay zvt tena iriny olona tany aminy eee

:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2119