VOASARY hiran'i MAHALEO...

41. Fiffi ( 19/04/2006 04:18)
42. ari.malala ( 19/04/2006 05:39)
Fiffi, zay ndray ky za vao tafaverina eto a, sady fotoanan'ny voasary mints zao aty ka :) ratoandro ky andefasako vôsary njy sady nitondra mints za io a :-*:-*
43. Fiffi ( 19/04/2006 05:43)
:)ari.malala: dia tonga soa indray ndry an! Tratran'ny Paska aloha an! de :-*:-*:-* de aza hadino ny mandefa voasary mamy ho ahy an! de misaotra mialoha :) :-*:-*:-*
44. ari.malala ( 20/04/2006 05:30)
hihihi, ka halefako mail aza v ny voasarindriako e :) hay, tratry ny paka ko ndry e :-*:-*
45. Fiffi ( 20/04/2006 05:48)
ari.malala: de miandry zany zah an! tena efa mitelindrora mihintsy zah ato an! :miam::miam::miam:
46. fijo ( 22/04/2006 21:12)
mamzely an,fa inona le zavatra tena nirin'ny olona tany????????
47. Fiffi ( 23/04/2006 05:06)
fijo: niriny ahoana ? nga moa nisy zavatra niriny fa nitsidika ny malalany ilay vhv dia nangetaheta dia soahiany fa efa nisy voasary efa vita voafy de nomeny azy koh !
48. mandrindra ( 24/04/2006 11:45)
ilay voasary no be mpaniry.
oay ny fon'ilay voasary ka, ary mpakafy ny fon'io voasary io jiaby jiaby ny kofa.

mba vakio ny tonon'i mimoza e.
49. Fiffi ( 24/04/2006 11:50)
mandrindra: de maninona koa ny mimoza ?
50. ari.malala ( 24/04/2006 13:17)
tiako hafindra aminao ny fitiavako mimoza
nefa raha tsy tianao dia avereno ho ahy
ny fitiavako mimoza
misy toerana mafana tsy mba mamanala ao anatiko ao
toerana kelikely afaka hitahiry ny fitavanao mimoza
manimanitra daolo izay lalovanao
misy fofombonikazo
voninkazo mimoza
andao fa hoentiko ianao, faly aho raha hitanao
ilay saha mimoza
ilay toerana falehako efa nanamboarako tranokely mimoza
ny andro efa hariva tsy mba tsapantsika
ato anaty tranokelinao
ny afo manazava dia manome hafanana
hafanana mimoza
ny haizina madiva efa manery antsika
handao ty tranokely
tranokely mimoza
raha sendra tsy eo izaho, raha sendra lasa izaho
dia izao no zavatra ataonao hoahy
mandehana any antsaha ary mangalà voninkazo mimoza

io ny tonon'i mimoza d manin io?
51. Fiffi ( 24/04/2006 13:23)
de tsara be io sady manitra be ny fofon'ny mimoza.:-*:-*
52. mandrindra ( 24/04/2006 14:11)
ari.malala a, tsy maninona mihitsy io hira fa tsara be ka. tadidio fa lahy sy vavy mifamaly no mikalo an'io, ary manome dikany mazava kokoa izany. inona ary ilay fitiavana mimoza raha ny fahazahoanareo azy?
53. Fiffi ( 24/04/2006 14:54)
heu.......; fitiavana ilay voninkazo mavomavo manitra be koh ! sa tsy izany ?
54. mandrindra ( 26/04/2006 11:23)
dia ilay tranokely mimoza izany tranokely mavomavo ô !!
55. pissoa ( 27/04/2006 06:26)
Hihihi :lol:
56. ari.malala ( 27/04/2006 07:29)
tsy haiko alo e, fitiavana anle voninkazo? tena tsy haiko e
57. fijo ( 27/04/2006 21:03)
ka ao anaty trano mimoza no mifanome voasary ,dia areheto ny jiro.fa teraka kambana vavy sy lahy e
58. mandrindra ( 28/04/2006 06:54)
ka "mandehana manakany" anaty trano mimoza, manao ny "ditra" raha te ahita an-d"Ralita"
ari.malala, ianao indray mody tsy mahay eo nefa efa hioty ny vokany izao :D, tongava soa ny vahiny e.
59. tovolahy007 ( 03/05/2006 00:11)
manaoana e!
Raha araky ny kozin'ny Francis Turbo de hoe le Mimoza no toa misy hevitra sexe e.Hoy izy hoe raha bandy no mihira le tonony 1 de avy eo sipa ny mihira le tonony faha 2 de eo le resaka.Zany hoe zao zany,
Bandy
Tiako hafindra aminao
Ny fitiavako mimoza
Ny fitiavako mimoza
kanefa ra tsy tinao dia avereno ho ahy
Ny fitiavako mimoza.

Sipa
Misy toerana mafana
Tsy mba mamanala
Ao anatiko ao
Toerana kelikely
Afaka hitahiry
Ny fitiavanao ny mimoza
Zany hoe ,ny toerana mafana,ny toerana kelikely ,zany de le any le sipa hoy lery e.dia le mimoza ndray zany le any le bandy.
60. cutie ( 03/05/2006 00:58)
za zao lasa tia mahaleo be mitsy :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7569