olombelona sy fakam-panahy
41. marozevo
(
27/04/2006 21:25)
Raha tsy mandinika tsara ny mpamaky dia hihevitra fa i marozevo io ataon'i Fiffi "ianao" eo ambony io.
42. Fiffi
(
28/04/2006 07:50)
marozevo: tsy marozevo ka !
Izao manko an: raha tena manaraka tsara ny zavatra lazain'i "mandalo" aho , satria koa izy ny nandefa ny lohahevitra , dia samy mahafantatra isika fa ny fakam-panahy dia eo anilantsika lalandava , dia raha hivavaka zany isika dia hanao hoe " Ary aza mitondra anay ho amin'ny fakam-panahy nefa dia hoy "mandalo" hoe "Tsy kely lalana mantsy i devoly io ka ny fika sy tetika rehetra dia ampiasainy ary koa hoy manadalo avy eo "Ifonako ny fijeriko raha masiaka loatra" Ifonako ny fijeriko "KO" hoy mandalo dia namaly aho hoe "ianao"
Fa na izany aza dia aleo hijanona eo io satria tsy tiako hiverenana raha azo hatao ry marozevo satria efa mba nivavaka aho hoe "Ary mamelà ny helokay , tahaka ny hamelanay izay meloka aminay" raha nisy izany an!

43. marozevo
(
28/04/2006 14:58)
Tsy misy alahelo ange aho miteny izany ry Fiffi eh. Tsy misy arrière pensèe mihitsy marina eh...
Ny tiako hambara fotsiny teo angamba dia hoe "preciseo" ilay ianao lazainao. Izay fotsiny fa tsy misy eritreritra hafa mihitsy.
Hitsikera kely aho Fiffi anh ! Manetry tena loatra ianao, ary mora tohina. Tsy misy maharatsy azy akory izany, saingy fantaro fa manana ny maha izy anao koa ianao.
Tsikeran'ny fitia te hanana ny tsara io.

44. Fiffi
(
29/04/2006 15:10)
marozevo: tena tsy nifankahazo ny resantsika. Voalohany aloha dia : tsy mora tohina velively aho fa mety hoe tsy nahay nanazava ny tena marina . Ny tsikera aloha , dia tena ilaina tokoa fa raha tsy misy io dia tsy hahatsapa tena mihintsy ny tena raha manao fahadisoana satria tsy misy olombelona tongalafatra. Noho izany dia raisiko am-po ny tsikera , satria @ fomba ahoana moa no ahazahoana ny zavatra lazaina raha tsy misy ny tsikera ? Tena lazaiko anao marina fa tena hilaina io an!
45. Fiffi
(
29/04/2006 15:22)
zao manko an:
Hoy mandalo : Ifonako ny fijeriko raha masiaka loatra ! Dia novaliko hoe: mahay mifona ianao alohan'ny andefasanao ny valintenianao , midika zany fa fantatrao tokoa ny zavatra nolazainao ary fantatrao koa ny fohahevitra eto satria ianao no nanao azy :"olombelona sy fakam-panahy" [b]ary namaranako azy hoe: Ary aza mitondra anay ho amin'ny fakam-panahy , Fa manafaha anay amin'ny ratsy.
.
marozevo: dia hoy ianao hoe: Raha tsy mandinika tsara ny mpamaky dia hihevitra fa i marozevo io ataon'i Fiffi "ianao" eo ambony io. .
Izany hoe : tokony nasiako hoe : "hoy mandalo" alohan'ny namaliako satria ianao no namaly farany hoe " Oufff ! Niverina ihany "izy". Tonga soa ianao Fiffi, ary misaotra amin'ny fampianarana ny famelan-keloka sy ny fampiharana ihany koa."
marozevo: asa raha nahay nanazava zah an!

47. marozevo
(
30/04/2006 09:14)
Nahay nanazava ianao, ary efa azoko rahateo ireo voalaza ireo ka. Ny antony nanoratako an'ilay hoe :"Raha tsy mandinika tsara ny mpamaky dia hihevitra fa i marozevo io ataon'i Fiffi "ianao" eo ambony io", dia mba hahafahan'izay olona hafa mamaky mahazo ny tena foto-dresaka sy ilay olona valianao, satria tokoa izaho no nanoratra farany teo kanefa toa mifandray ilay resaka.
Misaotra anao:)
Misaotra anao:)
48. Fiffi
(
01/05/2006 06:21)
:)
Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan' ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany làlana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany. Korintiana Voalohany 10:13

49. marozevo
(
01/05/2006 23:05)
No-citen'i Fiffi ity :
mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo
Misy feony koa io andininy io... Tena tiako be ilay hira... Fiverenan-kira ilay izy, fa ny andininy dia salamo :
Mandram-pahoviana re ry Tompo no hanadino ahy Ianao..
Mandram-pahoviana re ny tavanao no hafeninao amiko ?

52. marozevo
(
02/05/2006 22:55)
Possible ! Andraso fa ho jereko amin'ny manaraka eh... Nefa mino aho fa marina io atolotr'i Diamondra io.
53. Fiffi
(
03/05/2006 04:23)
misy radio fanilo koa izay hahazahoantsika mihaino ny hiram-pivavahana sy ny vavaka : http://www.faniloradio.com/podcast.html
54. Fiffi
(
03/05/2006 04:29)
diamondra: tena io ka misaotra akia an! :) :-*
Mandram-pahoviana re ry Tompo no hanadino ahy Ianao..
Mandram-pahoviana re ny tavanao no hafeninao amiko ?
Mandra-pahoviana no mbola hisaintsainako amam-panahy sy halalahelovako am-po isan'andro:
Mandra-pahoviana no mbola hisandratan'ny fahavaloko ho amboniko ?

55. diamondra27
(
03/05/2006 05:33)
fiffi::-*:-*:P misaotra an'Atra fa Izy no mitondra ahy manome anareo ireo versets ireo, gloire à Dieu
56. Fiffi
(
03/05/2006 05:44)
Isaorana anie Hianao ry Tompo ô , eny amin'ny lanitra : fa tokony hideraina sy ho hajaina ary hankalazaina mandrakizay. Amen
Dia tsy ho sasatrin'ny misaotra an'ny Tompo fa tena lehibe tokoa ny fitiavany antsika.

57. marozevo
(
03/05/2006 23:49)
Tandremo fa tsy latsa-danja koa ny fahaizan'i diamondra mitady sy mampiasa ary miaina ny referansy anh... Chapeau Diamondra !
58. diamondra27
(
04/05/2006 05:20)
marozevo:hum; le miaina aloha efa niaina t@io zà e! fa ny teny rehetra ao @ baiboly kosa misy tsy voatandrina koa
59. Fiffi
(
04/05/2006 08:54)
fa ny teny rehetra ao @ baiboly kosa misy tsy voatandrina koaiza no sahy milaza fa fa hahatandrina ny teny rehetra ao anaty Baiboly ?
60. marozevo
(
04/05/2006 15:11)
Ny ahy raha mahatandrina 1/10.000.000 amin'ny voalaza aho dia efa sambatra.