Tsesy
61. Vaika
(
02/04/2006 01:52)
Laingako izany ra-lapino fa tena hadinoko hoe efa maraina ny andro ka sao dia tsy mety indray ! Sa ahoana ?
68. Vaika
(
02/04/2006 01:59)
Tena misaritaka izy izany fa aleo De2+ ihany fa tsy e5 intsony kosa e !
70. Vaika
(
02/04/2006 02:01)
Tsy quoi aza fa tsy aleo va atao zokin'ny aoriana indray fa tena manomboka mitaky ny torimaso ? Sa ahoana ?
72. lapino
(
02/04/2006 02:04)
Okay ndray ary e! Aleo koa hidôdô am'zay zany! 'Manaraka e :)
Dadabe, geragera mihitsy ka! :)
Dadabe, geragera mihitsy ka! :)
76. pissoa
(
02/04/2006 03:10)
lapin - vaika - lapino - vaika ...
miteny am'teny tsy fantatro lisany an :°)
miteny am'teny tsy fantatro lisany an :°)
