Tsesy

1. lapino ( 01/04/2006 19:47)
Aiza ndray kloo le ankamantatra e?
d4
novalian'i pissoa ny 09/04/2006 16:05
2. ikalakintina ( 01/04/2006 19:48)
inona ary zany voditsobika aza manatandrify!
3. lapino ( 01/04/2006 20:02)
Resa-boditsobika ? :roll::roll:
4. pissoa ( 01/04/2006 20:06)
Fa inn indray no tianao :-D:-D:-D:-D:-D
5. lapino ( 01/04/2006 20:07)
Ka za tsy mahay sobika ko! :-D:-D:-D
6. Herimiafina ( 01/04/2006 20:09)
Tandifin'inona? Sobika misy vody? ahoana koa izany klé? hehehehe=))=))
7. ikalakintina ( 01/04/2006 21:02)
lapino: refa tsy mahay sobika de mahay fatambary!, sa tsisy hay?
HM:tandrifindrahona angmba!sobika misy fitombenana
8. lapino ( 01/04/2006 21:11)
Ka am'le resa-boditsobika manko za no tsy mahay sobika e :wink:
Fa danzz be ndray zany vody manandrify rahona izany lety e! Any amin'ny lanitra fahafiry zany? :-D:-D:-D
9. ikalakintina ( 01/04/2006 21:19)
am lanitra fahatelo na faefatra
10. Vaika ( 01/04/2006 21:53)
lapino
Oadray !
Tena tara train kely indray aho tamin'iny.
2...Cf6, no valiny e !
11. Vaika ( 01/04/2006 21:56)
1...Cf6, mantsy e !
Dia alefaso ao Ra-lapino fa tamy eo ihany aho a!
Rehefa mody masoandro iny ihany fa rehefa manomboka misandratra andro toa sarotra ihany, sa ahoana ?
12. lapino ( 01/04/2006 22:13)
2. Cf3 ary e
13. Vaika ( 01/04/2006 22:19)
2...d5
sao dia mba tsy mety ity miary tory eto indray ity ?
14. Vaika ( 01/04/2006 22:28)
Mbola misy zavatra karakaraiko kely ka afaka 15' eo aho mi-repla, raha sanatria moa tara loatra dia efa raikitra iny e !
15. lapino ( 01/04/2006 22:28)
3. h3
Rehefa te hatory de mandeha e
16. Vaika ( 01/04/2006 22:58)
3...Ff5
azafady e !
17. lapino ( 01/04/2006 23:04)
Reveo milamina e! :)
e3
18. Vaika ( 01/04/2006 23:07)
e6
mbola nibako sôra kely fa sao dia lany bala !
19. lapino ( 01/04/2006 23:12)
Ce5
inn le mibako sôra kle?
20. Vaika ( 01/04/2006 23:20)
Cfd7 (ilay f an !)
inn le mibako sôra kle?

= nividy sigara tato.
Namana kaly mantsy fa tsy hay izay tohin'ity resaka ity dia saika hadino ny dessert !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 3.8327