Tsesy
33. Vaika
(
02/04/2006 00:01)
Dh5
Ilay Ce5 sy g4 aloha dia ohatran'ny be loatra e !
Re2 koa maika loatra, Rd2 no metimety kokoa no fitazako azy.

34. lapino
(
02/04/2006 00:08)
Fg2
Raha nanao Rd2 za dia tratran'ny fourchette-n'ilay cavalier ny dame sy tour ko! Efa kenda ange e :-D:-D

35. Vaika
(
02/04/2006 00:13)
Ch2+, echec
Alohan'ny hanaovana De1 ka !
Fa raha dinihina dia ilay h3 mihintsy no nandany fotoana satria mbola tsy nisy clouage Fg5, ary izaho tsy hanakalo ilay bon fou amin'ilay sôvaly, Fe2 koa dia tsy misy clouage intsony dia petit roque alohan'ny hanipazana c4 ohatra !
Raha nanao Rd2 za dia tratran'ny fourchette-n'ilay cavalier ny dame sy tour ko
Alohan'ny hanaovana De1 ka !
Fa raha dinihina dia ilay h3 mihintsy no nandany fotoana satria mbola tsy nisy clouage Fg5, ary izaho tsy hanakalo ilay bon fou amin'ilay sôvaly, Fe2 koa dia tsy misy clouage intsony dia petit roque alohan'ny hanipazana c4 ohatra !
36. lapino
(
02/04/2006 00:23)
Rd3
Ka teo indrindra le tratran'ny fourchette.
Sinon, nanimba be loatra ny eritreritro ilay fou dia nataoko fotsiny izay hanesorana azy teo. Tary amin'ny ilany iray no tena nojereko, fa tena tsy hitako ilay echec t@ dame iny!
Alohan'ny hanaovana De1 ka !
Ka teo indrindra le tratran'ny fourchette.
Sinon, nanimba be loatra ny eritreritro ilay fou dia nataoko fotsiny izay hanesorana azy teo. Tary amin'ny ilany iray no tena nojereko, fa tena tsy hitako ilay echec t@ dame iny!
37. Vaika
(
02/04/2006 00:29)
Cf3
Vao Dh4+ echec ka !
Tsy afaka nanao C*g4 na Cf3 intsony fa Cc4 dia F*Cc4 dia milamina indray.
Ka teo indrindra le tratran'ny fourchette