Tsesy

41. Vaika ( 02/04/2006 00:53)
Tena mat mihintsy fa tandremo !!!!
42. lapino ( 02/04/2006 01:02)
ento àry hoe?
43. Vaika ( 02/04/2006 01:03)
Df5 : mat !
44. lapino ( 02/04/2006 01:06)
Tena mbola tsy ao mihitsy za zany kle! Iny de tsy hitako!!!!:twisted:
45. Vaika ( 02/04/2006 01:06)
Ankoatran'ny Re4 dia Re2, miaritra an'ilay Cd4++ no mety kokoa, sa ahoana ?
46. Vaika ( 02/04/2006 01:10)
Tohizo amin'ilay Re2 hoe raha mety aminao. Ny tohiny mantsy dia Cd4++, dia toa afaka miafina Rh2 ihany no fijeriko azy !
47. lapino ( 02/04/2006 01:12)
Iny cavalier iny mihitsy no nialako teo, fa tsy hitako ilay mat! tena na dia efa nampitandremana aza mbola noheveriko hoe afaka 2 na 3 na + coups, dia tsy hitako :-D:-D:-D
Fa tena vao hatrany amin'ilay Echec voalohany mihitsy dia efa faible tanteraka ilay defense-ko e! Iny coup iray iny no tena ++++++ be tao
Milay ilay filalaonareo ka! =D=D
48. lapino ( 02/04/2006 01:14)
Rf2 izany
49. Vaika ( 02/04/2006 01:17)
Ilay g4 iny no tena nagidy satria ilay couple Dame-cavalier dia mandrava mihintsy surtout tsy misy défense mihintsy ts'inona (ilay fou taraiky, Dame voabahana, Tour tsy miasa), ary mbola nisy Fe7-h4 koa naka bahana tao tamin'ilay Dh5-n'ny noir (lasa ilay Dame blanche après De1 sy Rf2)
50. Vaika ( 02/04/2006 01:19)
Re2 ka ! Ilay Roi ts'inona tsy mihinana e4.
51. Veloo ( 02/04/2006 01:27)
izy ty angamaba tsara raha atao dialogue lapino vs vaika ka :wink::roll::roll:
52. lapino ( 02/04/2006 01:28)
Tary amin'ny c7 aloo no neritreretiko hasiana an'ilay dame
Fa raha nanao Fe7 nareo dia matin'ny pion ilay cavalier eo amin'ny d4. Ny noheveriko ho tohiny izao dia De2 manery ny roi hitsoaka ary @ kizo ary aloo, dia afaka mihinana pion sy tour bôjy ilay cavalier avy eo...
53. Vaika ( 02/04/2006 01:30)
veloo : makà échiquier dia analyser-ho dia omeo ny hevitrao fa adi-hevitra ihany koa anie ity e !
54. lapino ( 02/04/2006 01:33)
Makà pilasy veloo hilalao a! :wink:
55. lapino ( 02/04/2006 01:35)
Kokloo fa ohatra ny tsy mifankahazo resaka ndray tsika zany :-D:-D:-D
56. Vaika ( 02/04/2006 01:35)
lapino : mbola tamin'ilay echec à la découverte : Ch2+ no tiko lazaina ka !
57. Veloo ( 02/04/2006 01:35)
lapino vaika a za tsy mba mahay jeux d'echec:( zany no nilazaiko oe anareo ny sehatra e:wink:
58. lapino ( 02/04/2006 01:44)
Veloo, fa iza moo no mahay nefa? Raha tsy zany ve volosan-drazoky eto foana? :lol::lol:

Vaika, izay vao somary arako! Fa ilay aloo Fe7 toa tsy tafahetsika mihitsy ko, mbola menacé-n'ny pion ilay cavalier eo @ d4! Sa?
Mbola hasiana iray ve sa hidasy e?
59. Vaika ( 02/04/2006 01:45)
Dame ts'inona en h5 ary ianao vao nilalao Fg2, dia hoy aho hoe Ch2+ echec à la découverte, ka raha Rf2 dia izay aho vao manao Fg7 (manambana ilay Fh4+) raha manao Rf2 ianao ! Ny Dame ts'inona mbola en e1 !
Ka tohizana kely Re2 sa...?
60. Vaika ( 02/04/2006 01:47)
Raha tsy zany ve volosan-drazoky eto foana?

aiza kosa e !
Hasio iray farany aza e !
e4 izany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7886