Dadabe sy pissoa sy ny tantarany
61. ikalakintina
(
01/04/2006 20:00)
ty hono njy nadaroka de kay ny tongotsinjy na asa ze eo akaikiny no vodaroka!axida e!
62. lapino
(
01/04/2006 20:01)
Zay no nahazo ny pilasy vôlohany ko! Ze tonga aloo tompon-tanindrazana io :wink::°)
64. lapino
(
01/04/2006 20:06)
Za hanao kaska zany kle! Sady hasiana pôpy kôrina rehefa mbola tsy misy KO
66. dadabe
(
02/04/2006 02:05)
oujyy lasa dialogy lapino sy pissoa injay :°)
de inona no vaovao veloo a, nanao ahoana ny week end ndry ?:D
de inona no vaovao veloo a, nanao ahoana ny week end ndry ?:D
70. lapino
(
02/04/2006 11:26)
Tena tsy homena pilasy ihany zany ny albitra kle! :-D:-D:-D
Veloo a, mba jereo io dadabe io retsy a! iangaran'ny albitra eo nge io e! :wink::P:-D:-D
Veloo a, mba jereo io dadabe io retsy a! iangaran'ny albitra eo nge io e! :wink::P:-D:-D
73. dadabe
(
02/04/2006 13:37)
yeee de rehefa aveo ampifamadihana , zah njay manome nono an'i veloo :-D
74. Veloo
(
02/04/2006 13:52)
:twisted:
lapino rehefa te hanome nono an'i dadabe njy ataovy fa aza za no anontaniana:-D:-D:-D
lapino rehefa te hanome nono an'i dadabe njy ataovy fa aza za no anontaniana:-D:-D:-D
80. kala
(
03/04/2006 07:59)
mandra-piandry an'izay manaraka eo aloha de aleo antsoiko i HM fa tena noana zà klé:roll::roll::roll:
HM > avia aloha tsôda kely ndray fa tsssss:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
HM > avia aloha tsôda kely ndray fa tsssss:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*