Dadabe sy pissoa sy ny tantarany
41. lapino
(
01/04/2006 11:06)
Mifenty:
Misy oe i dadabe sy mpisoa fotsiny no manoratra ndraindray
de misy kou oe i mpisoa mi surveiller an'i dadabe
Sao dia mba i dadabe kosa aza no manao lalankita-mpisoa :P:P
44. dadabe
(
01/04/2006 12:07)
humm faly ery pissoa fa ampidirina amin'i mifenty le :°)
tena marina less io papa :wink:
sady mifanentana izy mitsam kle
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 31-03-2006 20:56:16
Lohateny : Re : Dadabe sy pissoa sy ny tantarany
raha azoko tsara dia ialahy zany ry bedada no ataon'i pissoa tetezana hazahoana an'i mifenty a
tena marina less io papa :wink:
sady mifanentana izy mitsam kle
45. pissoa
(
01/04/2006 12:30)
Ary i papa sy bedada sy mifenty an ... hmmmm, misy tsy mazava :-w:-w Mbola mpinamana be foana angaha lisany hatram'zao kle :roll::-D:-D:-D
46. dadabe
(
01/04/2006 12:35)
oujyy fa tadavin;i toi hisaraka angaha zahay:roll::roll: humm
fa milay aloha le koupla mifenty -pissoa e:wink:
sa ahoana papa ?
fa milay aloha le koupla mifenty -pissoa e:wink:
sa ahoana papa ?
48. dadabe
(
01/04/2006 12:48)
hummm de manamoly ve toi bavikely:wink:
ao ary ampiko e,:@:@ de aza sintonina mafy sao misy pra mandalo a :@:@
ao ary ampiko e,:@:@ de aza sintonina mafy sao misy pra mandalo a :@:@
51. pissoa
(
01/04/2006 13:52)
Ntsssss, raha izay :@:@ kalamss fotsiny fa tsy mikredy iny e :roll::roll::-D:-D
52. dadabe
(
01/04/2006 14:11)
:@hummm zao no porofo fa miaraka isika mitsam satria lasa dialogy a deux le izy (saingy mpianadahy a:wink: ) :@:@:@:@:@ sady mitovy filinina
53. lapino
(
01/04/2006 14:47)
Aiza ary i Mifenty zany fa vita ny tantara ato kle! :wink:
Tena aleo haka pilasy kloo zay fa hijery kombaka kle! :°)
Tena aleo haka pilasy kloo zay fa hijery kombaka kle! :°)
57. lapino
(
01/04/2006 19:46)
Ka ahoana zany no ivelivelesan-dry an'ilay tany rehefa manisa 8 ? Sô de ze eo akaiky eo ndray no vôdaroka kle! :-D:-D:-D
60. pissoa
(
01/04/2006 19:55)
Inona no tanjemana ry ikalakintina ... ze mitady hidongy hipetraka eto akaikiko no mitandrina :°)