Dadabe sy pissoa sy ny tantarany
1. Mifenty
(
31/03/2006 12:55)
Tena ndraindray tsy azo tsony le resaka fa aoka azava tsara kle
Misy oe i dadabe sy mpisoa fotsiny no manoratra ndraindray
de misy kou oe i mpisoa mi surveiller an'i dadabe
de misy kou oe i dadabe manao :*:* an'i pissoa
de ny any ambadika tsy ay tsony kle
Nefa kou ...
ozy pissoa oe, i dadabe lozany tsy mianatra fa manadala an'dry bebe menakavy fotsiny.
Fanontaniana mipetraka
Inn marina le
répondu par dadabe le 14/04/2006 11:20
4. Fiffi
(
31/03/2006 13:59)
Mifenty: fa ahoana klé :-D:-D:-D:-D misy fialonana kely anga ao sa ... :-D:-D:-D:-D aza be fenty ao moa ry Mifenty an! :-D:-D:-D vazi2 ny ahy kambony an! fa dia miandry ny valiny zany eh! :-D:-D:-D:-D Ary sao dia misy tian'i Mifenty hiresahana manokana koa ato ? :-D:-D de dadabe sy pissoa , de Mifenty sy .... iza ? :-D:-D:-D:-D
5. vale
(
31/03/2006 14:12)
Fiffi::-D
Mifenty: ka efa wé dadabe ange manana pouvoir magique fa enao nga aôna?:-D:-D :wink:
Mifenty: ka efa wé dadabe ange manana pouvoir magique fa enao nga aôna?:-D:-D :wink:
8. dadabe
(
31/03/2006 14:52)
mifenty>:^):^)inona ity le??!!!!!lasa size indray i dadabe leaza:°)
fa izany hoe i pissoa kou aloha tsy ratsy e:wink:=D
Fiffi>ny an'i mifenty retsy i "mishou "
kala> manenjika stat a
fa izany hoe i pissoa kou aloha tsy ratsy e:wink:=D
Fiffi>ny an'i mifenty retsy i "mishou "
kala> manenjika stat a
10. fasaly
(
31/03/2006 15:32)
mila fanazavàna kosa kalou zany e!:wink: raha tsy hanazàva i dadabe dia i pissoa no angatahina hanzàva azy:-w:-w:-w
11. kala
(
31/03/2006 15:37)
dadabe > :oops::roll: omeo fanazavana i fasaly :twisted:
veloo > :-*:-*:-*:-*:wink:
fasaly >tsy ho tazandry hanazav eo pissoa fa tsy efa any am-pandriana izy zay:-D:-D
veloo > :-*:-*:-*:-*:wink:
fasaly >tsy ho tazandry hanazav eo pissoa fa tsy efa any am-pandriana izy zay:-D:-D
13. pissoa
(
31/03/2006 15:53)
Ny marina dia i Mifenty no cible, fa i bedada no meilleur ami-ny fotsiny ... de kopy doly zany nareo e =))=))=))=))
Fa otsan'ny intelizansa be le fika an ... Tonga i Mifenty dia nanokatra lohahevitra mihitsy :oops::oops::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Fa otsan'ny intelizansa be le fika an ... Tonga i Mifenty dia nanokatra lohahevitra mihitsy :oops::oops::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. dadabe
(
31/03/2006 16:18)
pissoa hay izany moa izy io ?? sao kosa aza dia i mifenty sy pissoa no miaraka de ...:-w:-w mampisaina ihany ka :@
16. sonwin
(
31/03/2006 16:56)
raha azoko tsara dia ialahy zany ry bedada no ataon'i pissoa tetezana hazahoana an'i mifenty a 8)
19. Herimiafina
(
31/03/2006 17:09)
Kala: premier avertissement, mampitandrina aho izay!
Tsy ilaina mampirafy eo! Etsy kely aloha :*:*:*:*
Tsy ilaina mampirafy eo! Etsy kely aloha :*:*:*:*