Dadabe sy pissoa sy ny tantarany

121. kala ( 07/04/2006 08:09)
sasa > aleo ihany tsy manao décl zany sa ahoana hozizy ndry??:roll::roll::roll::roll:
sady zà efa oauin ka:wink:

ravakamalala > ngah moa tsy zany ihany eto ê!

mbola hitohy wata sns .. koa avy eo:wink:

aleo zà aloha o^oo^oo^oo^oo^oo^o :-$ :-$

122. dadabe ( 07/04/2006 10:30)
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 07-04-2006 12:37:48
Lohateny : Re : Dadabe sy pissoa sy ny tantarany
dadabe, hanin?

ravakamalala no kozina de toi injay no...:-w ..sao dia mba arimalala ihany koa aza no ravakamalala kle
123. diamondra27 ( 07/04/2006 20:11)
mifenty:tsy mazava le fitsikilovana e!
kala: njy manararaotra be an! efa vita ny mission-ko 'zao fa azoko alaina àzay ve ny plasiko?
pissoa: fa iza no tena izy e! lapino sa mifenty?
HM:omaly tsy miova
124. sasa ( 08/04/2006 04:33)
kala ok azany kou tantarao an'ahy ihany rehefa tonga any antrano aho :-D:-D
125. Mifenty ( 08/04/2006 08:08)
za le iz fa dima's kou
126. diamondra27 ( 08/04/2006 08:27)
mifenty:aaah ok, eo bitsibitsiako: félicitationnnnn
:P
127. pissoa ( 08/04/2006 13:21)
diam's, fa angaha tsy maintsy am'reo? Ny ahy zao bedada sy Herimiafina koa tiako hisafidianana :wink:
128. watafon ( 08/04/2006 15:32)
d za zany ahoana ?:cry::cry::cry:
129. pissoa ( 08/04/2006 15:38)
De i wata kounkou kah :-*:-*
Gaga amin'i diams anie zah ry wata e :{:{:{
130. diamondra27 ( 08/04/2006 16:42)
pissoa: ze ataonjy fa manangasanga any ny peratra avy any @ HM, dadabe injay miaro be anjy fa ilaozanjy eto fotsiny fa tsy mianatra, de injainjay miaramiditra 'nareo mitsam de tsy kobon'i mifenty akory, HM moa @ le mitazana fotsiny fa miandry le 12ème :-D:-D:-D
131. Mifenty ( 09/04/2006 07:46)
Merci Diam's


Nen'i pissoa rangà efa lasan'ny sasany ary no edivana le
132. pissoa ( 09/04/2006 08:00)
Kou zah kou aza efa lasan'ny sasany mbola misy miady ihany knou =))=))
133. dadabe ( 09/04/2006 12:30)
ahy toi ry pissoa a, donk sois calm :-*(l)

humm hiaktsafo njay zao i arimalal mahita antsika 2 mifankatia :-D:-D:-$ kalamisa ari a
134. pissoa ( 09/04/2006 13:07)
Ndana ihany any amin'i ari.malala fa tsa tiako kah :-D:-D:-D
135. dadabe ( 13/04/2006 10:58)
pissoa je t'aime :*
136. diamondra27 ( 13/04/2006 12:11)
Ilaozan'izy mitsam mitsôda be njay fa tsy mianatra.

Eo ry ari. bedeso fa njy sasatry miandry eny@ bus firy moa izy teo?
137. kala ( 14/04/2006 05:10)
diam > kou mbô mananaraotra ny sijé-ny :-D:-D:-D:-D
138. diamondra27 ( 14/04/2006 05:16)
kala:hay tokoa moa , zakony zefabe e!:-*:-*:-*:-*:-*:-*
139. dadabe ( 14/04/2006 06:33)
kalamisa nareo mitsam hoa aa

pissoa :*:*:-$
140. Mifenty ( 14/04/2006 08:45)


gaigy ndray lesy io zétém b an lah i o ry bedada le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086