Aiza ao Belgique ary i kala fa toa "mahafinaritra ahy izy" ?

61. Ragadona ( 31/03/2006 08:58)
Oandray ry kala ! Dia tena hitokona ve ianao ?
62. fasaly ( 31/03/2006 10:02)
injao fa nivoaka kou ny sipa ray avy eto ankaviako avy aty belgik tsy iza fa i explosion86 zany:wink::°):-w ary d'efa hi explose izy atsy ho atsy an!:-* i kala veuh kalou avy aty marina sa ahoana e!:roll::roll::roll: sa miteninteny foana i ragadona:roll::roll:
63. pissoa ( 31/03/2006 10:22)
Hihihi, vaovao tselatra ve izany ampitain'i fasaly izany e? :roll::roll:

Ary ity Herimiafina ity fetsy ratsy an :-D:-D:-D

xxx, mivoaha tao ony lah :°):°):-D:-D:-D
64. rurik ( 31/03/2006 10:27)
fasaly ka za ko ary gaga ko :-w:-w:-w:-
65. fasaly ( 31/03/2006 11:22)
rurik: toik kalou fatako fa avy eo alohako e!8):-D

pissoa: sady vaovao tselatra no vaovao mahaliana:°):-w
66. Ragadona ( 31/03/2006 11:25)
Tsy azoko antoka hoe ao Belgique anie i kala fa mba tombatombana fotsiny ny ahy nefa matoa tsy mi démentir izy dia angamba ao marina. Ka raha ao izy a ...
67. fasaly ( 31/03/2006 11:50)
:-w:-w:-w
68. mamzelkely ( 31/03/2006 13:13)
fasaly< de zany le avy ao akavanananjy ko :lol::-D:-D
69. kala ( 31/03/2006 13:50)
Ragadona > zà midongy fa tsy mitokona ka!:wink:
tsy hitako marina ny tena marina aminao ity:-w:-w:-w:-w:-w:-w

avia atao :*:*:*:*:*:* fa sao mamono tena eo

70. pissoa ( 31/03/2006 13:55)
Ragadona, hanao vacances aty aminah izy am'paka! :-$:-$=))=))=))
71. kala ( 31/03/2006 14:04)
pissoa > njy koa miteniteny ve de:( f'avia aloha :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

manao ny tsy fanao eo io f'ataovy ndry tsara :roll::roll::roll::roll:

ragadona < avio aloha :*:*:*:* fa toa zay no hitako fanafodin'ile midongy
72. rurik ( 31/03/2006 14:14)
fasaly fa za tsy kala an :-D:-D:-D
73. pissoa ( 31/03/2006 14:25)
kala, azafady azany eeeeeeee. Ao fa tsy teniteny tsony zah an :-*:-*:-*
74. Ragadona ( 31/03/2006 14:29)
Ahoana kosa moa ry kala no hamono tena, raha mamono tena dia ahoana ny fomba hahitako anao ...:*:*
dia aza midongidongy zany ntsony oa.
velabelaro kokoa ny information ry fasaly a
75. Veloo ( 31/03/2006 15:16)
kala8O8O:-D:-D:-D
76. Ragadona ( 31/03/2006 15:24)
An kafaliana lehibe no anambarako aminareo fa dia tafahaona tsara izaho sy kala vao adiny iray lasa monja izay. Nanao tombatombana ny amin ny tokony ho paozipaoziny aho, niainga tamin ireo zavatra soratany eto.Nisy tamin ireo nitombina fa nisy koa tsy nifanaraka amin ny tena izy. Ny amintinako ny fihaonana dia ny famerenana ilay voalazako hoe "mahafinaritra ahy izy", satria mbola tsy hitako ny voambolana hilazako ny mihoatra an io. . .
77. fasaly ( 31/03/2006 15:29)
ragadona: i kala kalou tena mbola tsy ato anaty ny lisitra eto ampelantanako mahintsy e! koiké andalana
misoko mandeha eto ankavanako! fa ny fantako de ny tambiny ihany kalou :wink:

rurik: an an an ka tsy kala zany ndriko fa i rurik ihany:wink::-D
78. kala ( 01/04/2006 08:19)
ragadona > ao fa omeko sopapa enao :-$:-$

makà le borosy reny de asio tanana sy tongotra sy volo lavalava ari asio lanja tsy mihoatra ny 50 kg de izay no kala aminy....:roll::wink:

aza alaina sary ny @ zvt nosoratako zà fa io soupapa io alaina sary an-tsaina tsara de mazotoa homana fa refa avy eo mi:*:*:*:*:*
79. Ragadona ( 01/04/2006 08:39)
Ay mo tamin ny nofy tokoa no nahitako anao ka noheveriko fa tena zava nisy.Fa maninona ry kala no borosy ? ary borosin inonna, borosinify sa borosin damba sa borosin ..... ?
80. kala ( 01/04/2006 08:58)
borosy le famafana trano reny ka sao aspiratera ndray no eritreretina eo :wink:

fa enao tena nisy no nahitako anao :wink::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4217