Aiza ao Belgique ary i kala fa toa "mahafinaritra ahy izy" ?

21. Herimiafina ( 29/03/2006 18:57)
Lasan'i Ragadona izany i kala knou1 de tsy misy hadalaina intsony i Herimiafina, atao ahoana e? Aiza misy emoticone misaona ato ry zareo? hehehe:-D
22. Ragadona ( 29/03/2006 20:06)
Ka i kala ange mody manodikodina resaka fa tsy mety milaza hoe aiza izy, raha ao Belgique ao mantsy izy dia mba fara faharatsiny ahay hitako e. Na izany aza tsy hiala eto amin ny serasera zany izy fa vao maika aza mety hahita hotantaraina ko
23. Fiffi ( 30/03/2006 04:20)
Herimiafina: :roll: hisaona :?:
24. kala ( 30/03/2006 05:05)
Ragadona :-w:-w:-w:-w:-w anao eo ê! mipoitrazà tsy raharahianao ka midila kely zà tadiavina. Sa hanao rankiafina kely:idea:

HM > aza misaona zany leitsy fa mbola tsy voasoratra any @ nécrologie ange le anarako ê!:-*:-*:-*:* sady mbola maro koa ange leisy ny jôba azo adalaina ato ê!:-$

pissoa > teniteny foana an:twisted: bediko an! zà akia joko fa mbola hianatra hitsoriaka :wink:
25. Fiffi ( 30/03/2006 06:00)
sady mbola maro koa ange leisy ny jôba azo adalaina ato ê!
:roll::roll::roll:
26. kala ( 30/03/2006 07:37)
manin fiffi :?:
avia ataoko an'ity de aza manao an'io moa ê!:-*:-*:-*
27. ikalakintina ( 30/03/2006 08:16)
de aona zany ry kala sy ragadona?
28. andry08 ( 30/03/2006 08:17)
=))=))=))=))=))
29. pissoa ( 30/03/2006 09:20)
kala:
manin fiffi:?:
Manome top an'HM izy am'le oe mbola be ny joba azo adalaina :wink:
kala:
pissoa > teniteny foana an:twisted: bediko an! zà akia joko fa mbola hianatra hitsoriaka :wink:
Nojokon-dragadona :°):°)
:-$:-$ aza bedesina zah an :-*:-D:-D:-D
30. sasa ( 30/03/2006 09:24)
pissoa :-D:-D:-D:-D:-D
hi hi hih ihih mazotoa miady varotra daholo fa tanjemo fotsiny sao d taraiky fa efa hitako fa misy olona mahita lalana ambanin'ny tany any :-D:-D:-D
31. Fiffi ( 30/03/2006 09:30)
pissoa: :-D:-D:-D:-D
32. Ragadona ( 30/03/2006 09:37)
Tsy hoe tsy miraharaha anao kosa ry kala fa ra fantatro oe ao ianao dia ho nijanona eto anoloan ny écran foana aho. Tsy mahay manjono aho ry pissoa fa migadongadona foana ka zay no maha kinga be an i kala tsy ahajonoako azy.Tsy maintsy mbola hohitako anefa
33. dadabe ( 30/03/2006 09:59)
Mpandefa : Ralay [ Valio ] 29-03-2006 12:56:10
Lohateny : Re : Aiza ao Belgique ary i kala fa toa
Ary tena maharaka mintsy anie elà ty ry dadabe e mba omeo adresy any less sao dia mba mitotona any ny bandy kle


oka marina e

ragadona
=D=D=D
34. xxx ( 30/03/2006 10:10)



:@:@
35. xxx ( 30/03/2006 10:14)

:@:@:@
36. kala ( 30/03/2006 10:47)
ahan! de inona no idiran'i bilakarenjy eto ê!:wink:

na manao xxx aza efa tratrako teo ê!fa zà :-$ ka! miteny hoazy ny sary ê!=D=D=D=D
37. pissoa ( 30/03/2006 10:57)
Dain kou xxx eeeeee, tsy mahay miafina tssssss :-D:-D:-D
38. Ragadona ( 30/03/2006 11:02)
Aiza kosa dia lefona no hoentiko hitady an i kala, raha tsy hoe ampiasan kery izy ity na koa hoe toy ny fihazana jiolahy. Raha an kery dia tena miala moramora aho fa tsy afa manoatra satria somary kelikely ihany no tsy ranjanana rahateo koa
39. kala ( 30/03/2006 11:03)
pissoa > :@ we le izy nefa manao bokona=))=))=))=))
hoatrany efa hitako akia io kôfa manao bokona io a! angamba tany anaty raoplanina

Ragadona > elà ve sahy @'io???
laingako zany ê! :wink::oops:
40. mamzelkely ( 30/03/2006 11:07)
xxx< =))=)) tsatsa fôna na miafina aza ts mahay akiafina tsssssss sa kasokaso-kapôka =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4965