Aiza ao Belgique ary i kala fa toa "mahafinaritra ahy izy" ?
141. diamondra27
(
18/04/2006 17:45)
avia aty amiko adaholo zany zanako zany ôooooo
fafao ny ranomaso , de lazao ahy inon no mampitomany anajanako
fafao ny ranomaso , de lazao ahy inon no mampitomany anajanako
142. Ragadona
(
18/04/2006 23:48)
Za ve mba hafaliana be no :*:*:*:* nefa dia ranomaso tsy fantatra hoe ahoana no amalian i kala azy
143. kala
(
19/04/2006 05:06)
ragadona - bilakarenjy - herimiafina > avia daholo :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
nefa :-$ fa arako ny mistery rehetra
nefa :-$ fa arako ny mistery rehetra
146. bebe
(
08/05/2006 11:56)
tena tsy azoko tsony rankizy malala.Mba marina mafy.ô ry kala,f'aiza marina ndry io ary handeha ho aiza?na izany aza dia :-*
bebe
bebe
147. kala
(
10/05/2006 06:05)
ragadona > vao mainka aza hifanantona ka! :* :* :* :* :* :*:* :* :*
inona ary ity pesimisita be ity.
inona ary ity pesimisita be ity.
148. bebe
(
19/05/2006 05:40)
Ragadona! tena mba malahelo an'i kala mihitsy aloha zah fa tsy hoe te-hamendrofendro anao!
avia aloha tsika roa mba hifamihina en l'honneur de kala. :-*
avia aloha tsika roa mba hifamihina en l'honneur de kala. :-*