Aiza ao Belgique ary i kala fa toa "mahafinaritra ahy izy" ?
121. bilakarenjy
(
11/04/2006 15:10)
kala [ Valio ] 30-03-2006 14:47:30
Lohateny : Re : Aiza ao Belgique ary i kala fa toa
ahan! de inona no idiran'i bilakarenjy eto ê!
na manao xxx aza efa tratrako teo ê!fa zà ka! miteny hoazy ny sary ê!
iza aloha io miafina ao amin'io xxx io,fa tena manjary ny tenanay no ratsy laza be eto e!.Tsy misy hidirako mihitsy ny resakareo .Mba asio hajany ihany ny sasany ry xxx fa aza manao fomba mahamenatra toy io a!.Efa saika tsy hiditra mihitsy aho fa tsy haritro ilay izy .

126. kala
(
12/04/2006 11:53)
tsy mila mpaminany zà ka!:roll::roll::roll:
gina fotsiny zà t@'i bilakarenjy de zay :wink:
:-*:* :-*:* :-* :*
gina fotsiny zà t@'i bilakarenjy de zay :wink:
:-*:* :-*:* :-* :*
127. Ragadona
(
12/04/2006 12:34)
Ka tsy ianao anie no mila mpaminany fa izaho no mila ilay fahaizana maminany mba hamantarako izay maha gina anao e
129. bilakarenjy
(
12/04/2006 16:25)
kala>tsiky dia ampy ,dia aza mandefa saina be ianao fa tsy mandeha lavitra akory anie ragadona fa io akaikinao io e!.:*:*:*:*
134. Ragadona
(
18/04/2006 06:46)
Tsy mety vitavitaina mora i kala ka vao maika :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
138. Herimiafina
(
18/04/2006 15:02)
Maninona i kala e? Tonga fahasoavana ve vao latsa-dranomaso e! ahumm ahummm:@
139. kala
(
18/04/2006 15:29)
enao koa tsy mba mampangina fa vao mainka mamendrofendro koa=((=((:snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif:
140. Herimiafina
(
18/04/2006 15:44)
Ka ny antony mampitomany anjy aza ve tsy haiko akory knou hanambitamby! Teneno etoana dia ambarako anao avao raha soa! :@