Ny lalam-pamojena
81. marozevo
(
02/05/2006 23:12)
Toran'ny hehy !!!... Ka ianao tsinona niteny hoe "kay samy efa marozevo izany hihih".
82. Fiffi
(
03/05/2006 03:40)
hay ve eh ! hihihihhihi tsy naka tany zah kah! taiza re no nangalako an'i Fiffi eh ? hihihhih tsy tany Madagasikara aloha an!
83. marozevo
(
04/05/2006 15:30)
Ny ahy dia tany Madagasikara no nakako an'i marozevo, ary mety tsy hisaraka intsony izahay.
84. Fiffi
(
05/05/2006 11:35)
de aza misaraka intsony fa tsara anie ny miaraka eh ! indrindra rehefa mifanaraka tsara. :)
85. marozevo
(
05/05/2006 23:56)
Fantatrao ve ny tantaran'i Rado sy i Georges Andriamanantena ? Mitovitovy amin'io ny tantaranay sy i Marozevo. Làlana lavitra izay nizoranay izay, ary tohizinay hatrany satria inoanay fa hitondra famonjena ho anay, ary tsy ho anay ihany fa ho anao koa.
86. Fiffi
(
06/05/2006 05:33)
idrisy fa tsy mahafantatra aho fa hikaroka kely indray aloha. Efa nis lahatsoratra kely hiany zay nalefako tato @ dinika fa tsy ny momba azy rehetra fa santionany kely fotsiny.
87. marozevo
(
08/05/2006 15:34)
Atoroko anao ary, raha sendra mifanena amin'ny masonao dia vidia haingana ny bokin'i Rado. Misy maromaro ihany izy izay.... Any Frantsa misy
89. marozevo
(
10/05/2006 19:31)
Ahoana ny fijery azy ammin'ny net ry Fiffi ? Izay mbola tsy haiko.
Mba azonao anaovana "jerena eto" ve ?
Mba azonao anaovana "jerena eto" ve ?
