Ny lalam-pamojena
62. mandalo
(
03/04/2006 10:26)
ny zavatra tsy azoko aloha ilako fanazavana amintsika mifanakalo hevitra eto dia ny fahazoantsika sy ny tiana horesahina amin'ny atao hoe: "lalam-pamonjena"
lalana ahazoana famonjena ve? izany hoe: mahatsapa fa mila famonjena ve isika; satria mahatsiaro fa very ka primordial ilay famonjena
sa ve autre voie d'issue izany hoe tsy mahatsiaro very na mila vonjy fa tia mba hanatsara fotsiny ny fiainana efa milay na mitady fika hafa tsartsara kokoa?
samihafa mantsy ny base hiaingana nefa raha mahalala ny tanjona hotratrarina dia mety hitovy na tsia ny lalana ahazoana mamonjy io tanjona io.
Raha fiainana mahasambatra eto an-tany no tanjona dia maro ny lalana azo isafidianana
ary raha ny fiainana ao ambadik'ity fiainana eto an-tany ity no BUT dia tokana ihany ny fantatro.
ary araka ny kely mba haiko dia toa ny baiboly ihany no mamaritra "ny FIANDOHANA" : fa zavatra noforonina izao rehetra izao ary Andriamanitra no mpamorona; ary ny FIAFARANA" :dia ilay Fiainana mandrakizay nomaniny ho antsika; Ny soratra masina no milaza amintsika no miteny amintsika ny fomba hahazoana izany dia ny "FANARAHANA AN'I KRISTY".
MIZARA TELO NY BAIBOLY :
1° FAMORONANA (LA CREATION) Gen 1,Gen 2
2° FIANJERANA SY NY VOKANY (LA CHUTE ET SES CONSEQUENCES) GEN 3-GEN 11
3° FAMONJENA (L'HISTOIRE DE SALUT) GEN 12- APOC 22
ARY JESOSY IRERY IHANY NO MPAMONJY
Nomeny antsika izany fampanantenana izany ary tsy misy afaka miteny hoe lainga izany satria tsy afaka porofoina ny mahadiso azy raha tsy tonga ny farany.
samy afaka mandray izay maharesy lahatra azy izany ny tsirairay na ny lalana hitondrany ny fiainany fa tsy misy manan-jo hitsara na hanambany ny an'ny hafa.
Ny tena olana dia raha sanatria àry ka rehefa tonga ny farany dia tonga tokoa Jesosy haka ny azy( izany hoe ireo nino Azy sy nanoa ny teniny ary nitondra azy ireo any amin'ny fiainana mandrakizay)nefa ianao tsy anisan'ireny, fantatrao ve handeha ho aiza ianao sa efa vonona fa tsy misy nenina fa zakaina ny vokany?
Soa fa mbola tsy tonga ny Tompo ankehitrio ary mbola mandre sy afaka namaky sy nahita ny tenin'Andriamanitra manambara izany eto amin'ny ity serasera ity isika.
tsy misy fanerena eto fa anao ny safidy : na handray ny lalam-pamonjena voalazan'ny Baiboly (tenin'Andriamanitra) na hanaraka foto-pijery hafa.
mahereza

63. marozevo
(
03/04/2006 22:37)
Be loatra ny affirmation non fondée atolotr'i mandalo. Anisan'izany ny filazana mivantana be hoe :
MIZARA TELO NY BAIBOLY :
1° FAMORONANA (LA CREATION) Gen 1,Gen 2
2° FIANJERANA SY NY VOKANY (LA CHUTE ET SES CONSEQUENCES) GEN 3-GEN 11
3° FAMONJENA (L'HISTOIRE DE SALUT) GEN 12- APOC 22
Izaho tsy mba manaiky an'io.

64. Fiffi
(
04/04/2006 06:43)
tsy misy fanerena eto fa anao ny safidy : na handray ny lalam-pamonjena voalazan'ny Baiboly (tenin'Andriamanitra) na hanaraka foto-pijery hafafoto-pijery hafa ahoana moa izany aloha eh!
65. mandalo
(
04/04/2006 13:24)
maro ny fomba fijerin'ny olombelona ny fiainana; ao ny mahalala an'Andriamanitra; ao ny manaiky an'i >Jesosy ho mpamonjy ; ao ny mandà ny fisian'Andriamanitra ary ao ny manana Andriamani-kafa.
samy manana ny faharesen-dahany ny tsirairay ny amin'ny fototra niavian'ny fiainana ka arak'izany koa ny fijeriny ny fomba hanaovana ny fiainany; ny toerana hiafarany sy ny fomba hanatrehany izany.
maro ny safidy sy ny azo atao fa raha kristiana marina ianao dia tsy miala amin'izany lazain'ny baiboly fa io no TENINY

66. marozevo
(
04/04/2006 22:25)
Fa misy miala amin'ny Baiboly ve eo ry mandalo ah ? Matoa ny olona mijery sy/na mamaky boky hafa ankoatra ny Baiboly (Boky mirakitra fivavahana no resahiko eto, sao dia roman no heverinao), dia mba hahazoana bebe kokoa ny Baiboly fa tsy hialana amin'ny Baiboly akory.
Fa i mandalo ve ho'aho mba mi-considerer izay lazain'ny hafa eh ? Sady tsy valin-teny no atolotrao no tsy ... tsy haiko eh.... Mba vakio kely aloha, fara-faharatsiny izay lazain'ny olona momba izay nosoratanao farany, izay vao manohy indray.

67. Fiffi
(
05/04/2006 07:41)
aleo aloha hiheritreritra tsara koa zah fa tena tsy maharaka intsony :(
68. mandalo
(
05/04/2006 16:18)
azafady fa ilay question'i fifi no hitako ry ingahy marozevo a.
fa ahoana indray ny fijerinaoo ny baiboly raha tsy tantaram-pamonjena?

69. marozevo
(
06/04/2006 21:47)
Fa angaha moa misy manda ny maha tantaram-pamonjena azy eo eh... Ilay fomba fizarànao azy ho telo tsotra loatra no tsy ekeko fa tsy ny maha tantaram-pamonjena azy.
Jereo fotsiny ary izao (araka ny hevitrao):
Fizarana voalohany : Misy toko 2
Fizarana faharoa : misy toko 9
Fizarana fahatelo misy toko aman-jatony maro be. ???
Dia izao koa : Mitovy lenta sy mitovy tantana izany, satria samy tafiditra ao anaty fizarana fahatelo, ny "Eksaody - Makabeo - Esdras - Izaia - Daniela - Amos - Marka - Joany - Paoly - Apokalipsa". Zany kosa ve dia hi-colle eh !

70. Fiffi
(
11/04/2006 06:30)
azafady fa ilay question'i fifi no hitako ry ingahy marozevo a.fa na izany aza aloha dia tsy handavantsika ny hanomezan'ny hafa ny heviny an!
71. marozevo
(
11/04/2006 18:42)
Fa hono ho'aho rey olona ah? Sao dia mba hitanareo any ho any izay havako Achia sy Veloo izay eh. Manina azy ireo aho manko.... Raha sendra mba hitanareo dia mampamangy any amin'izy ireo ary mba lazao izy fa miandry azy ny namana eh.
73. marozevo
(
19/04/2006 21:03)
Tato ho ato dia isika dahy irery no miresaka eto, ka mila ho lany "marina" nony farany.
75. marozevo
(
27/04/2006 21:44)
Fa na lany "marina" aza isika tsy diso lalana akory fa tena mizotra amin'ny lalam-pamonjena. sa ahoana hoy ianao ?
76. Fiffi
(
29/04/2006 16:13)
tena tsy diso lalana kosa aloha an! fa na izany kosa aza dia mbola ho lava dia ho lava ny lalana sady tena mbola lavitra fa hizorantsika miadana eny foana ka tsy hahasasatra antsika ny hanohizana an'io lalana io.
77. marozevo
(
30/04/2006 09:27)
Tena lavitra ry Fiffi ah ! Tsaroako izahay nandeha indray mandeha izay niainga avy eo Moramanga ho any Anosy-be-an'Ala (fa tsy nankany Marozevo akory !). Niainga maraina, dia niresaka ohatran'ny hoe serieux be izany teo amin'ny voalohany. Tsikelikely anefa dia nifangaro ny karazan-dresaka : sangisangy, hanihany, ary indraindray misy ny somisika kely, izahay koa moa olona maro ihany no niray dia. Tsy tonga izahay fa voatery natory an-dàlana, dia nitohy ny karazan-dresaka sy ny sisa, misy ny tsy faly satria efa te hatory, efa vizaka. Misy anefa miresaka tsiroaroa na tsitelotelo ihany. Nony ampitso maraina, rehefa avy nisakafo dia nandeha indray, ary tonga sahabo ho tamin'ny folo maraina.
Nony tonga dia samy faly daholo, samy faly be. Adino ireo somongan-dresaka teny an-dalana, adino ireo fahasosorana nisy. Adino na ny fahavizanana aza.
Misy hitovizany amin'ny fombantsika eto io, araka ny hevitro.

78. Fiffi
(
01/05/2006 07:38)
hihihihih ka mba efa tonga tany amin'ny tanjona kosa ve dia mbola hisy zavatra hiseho afatsin'ny hafaliana ? hihihih fa avadiko kely indray ny resaka fa raha nahita hoe "Marozevo" aho de lasa ny heritreritro hoe kay efa samy marozevo zany hihihih
80. Fiffi
(
02/05/2006 11:42)
naka inona ? tsy azoko loatra ! raha iny faritra iny aloha dia tsy mbola nandehanako mihintsy ! indrisy ! tahaka ny hafa rehetra koa!