Ny lalam-pamojena
41. Vaika
(
01/04/2006 17:21)
sonwin : fomba bouddhisme ve izao miasa saina sy be fanontaniana izao ?
Hafahafa ihany izany bouddhiste be fanontaniana izany.
Toa lavin-dry zareo mihintsy mantsy ny mampiasa saina amin'ny philosophie-ny : "l'intellect ne fait que poser des questions et n'apporte jamais de réponses." Ka raha te-hahita ny marina ianao (raha tena bouddhiste) dia tsy ny saina mihintsy no hanampy anao hahita ny marina = la Vérité.
Sady tsy misy an'izany fiainana mandrak'izay izany amin-dry zareo ary tsy mino an'Andriamanitra ny bouddhiste ka tsy aleo ve avela ho an-dry zalahy tena bouddhiste ny sehatra ?

42. sonwin
(
01/04/2006 19:47)
Vaika> Misy miasa saina angaha eo? Sa aminao ny mametraka fanontaniana midika fa miasa saina? Mba te hahafantatra ny hevitry ny hafa aho, dia izay! Mba adi-hevitra nge ny atao eto fa tsy hoe avy hahery vaika e!
Rehefa tsy hiditra ry zalahy tena izy dia aleo zahay sadasada mba hamoaka hevitra eto e.
marozevo> :D voavalinao tsara ilay fanontaniana
Aiza ary Achia nefa alahady androany? kay moa miasa an!:°):-D

43. Vaika
(
01/04/2006 19:50)
sonwin : hay ve ianao sadasada fa tsy bouddhiste e ! Izaho mantsy mba gaga !
44. sonwin
(
01/04/2006 19:58)
ilay manao meditation no tena mahaliana ahy any ka!aty aminay aty misy session ho an'io ka na inona finoanao na inona dia tsy misy olana.
50. sonwin
(
01/04/2006 20:25)
voalazanao :wink:, ary enao io koa ange ka sahala amin'ny mahay azy e :P
60. Vaika
(
01/04/2006 22:18)
sonwin :
Méditation = non-pensée no dikany, fa fantatro fa efa hainao daholo izany.
ilay manao meditation no tena mahaliana ahy any ka