Ny lalam-pamojena
22. sonwin
(
30/03/2006 08:57)
tsy mila miantso vonjy izany fa manana fanantenana avo dia avo handova ny fiainana mandrakizay
24. Fiffi
(
30/03/2006 09:37)
za boudiste fa za ko ho voavonjy emia vonjy @ inona ?
tsy mila miantso vonjy izany fa manana fanantenana avo dia avo handova ny fiainana mandrakizaysonwin: aiza re zany eh ? etsy ianai milaza fa boudiste fa vonjeo , eto indray ianao tsy mila vonjy , tsy araka intsony :roll:
25. rabeflorian
(
30/03/2006 09:38)
barry:
ka ny tiako lazaina dia : sady mino ianao no mitandrina ny didiny rehetra @ izay ianao no tena voavonjy
Marina fa ny finoana aloha izay vao mahay mi tandrina ny didy satria izao no voalaza ao @ Jao1:12" Fa izay rehetra mandray Azy dia homeny hery
ho tonga zana'Andriamanitra dia izay mino ny Anarany"
27. rabeflorian
(
30/03/2006 09:51)
sonwin:
za boudiste fa za ko ho voavonjy e
Mba tiako ho fantatra avy aiza ny finoanao fa manana fa voavonjy ianao. Sao lahy ka voafitaka ianao ary tsy anananao porofo azo antoko fa voavonjy ianao izany hoe:voavela heloka,vita fihavanana amin'Andriamanitra ary manana fanatenana amin'ny fananganana ny tena @ ny maty sy ny fiainana mandrakizay. Aza mety ho fitahana fa Andriamanitra irery ihany no afaka mamela ny helokao noho ny asam-pamonjena nataon'I Kristy; koa ekeo Izy ho Tompo sy Mpamonjy anao ary raiso ny famonjena omeny maimaimpoana ho anao.
28. sonwin
(
30/03/2006 11:59)
fiffi> fa nisy niantso vonjy angaha teo? ianao koa tsy mahazo resaka foana an!indray andro za nanao xxx tsy azonao mihitsy ilay resako, io indray enao eto fa hitako tsy mahazo.
rabeflorian> avy aiza ahona ny finoako? aza matahotra enao fa tsy nisy namitaka aho akory ary ireo zavatra lazainao ireo dia haiko tsara daholo.
Achia> okay e :°)
rabeflorian> avy aiza ahona ny finoako? aza matahotra enao fa tsy nisy namitaka aho akory ary ireo zavatra lazainao ireo dia haiko tsara daholo.
Achia> okay e :°)
30. Vaika
(
30/03/2006 20:26)
"Tsy izay miantso ahy hoe : tompoko tompko no tena mpianatro..."
Koa iza ireto, tsy tahotra, tsy henatra fa manaratsy ny finoan'ny sasany ireto ? Hoy no soratra ao amin'ny Apocalypse : 144 000 no isan'ny fauteuils any an-danitra ; ka raha nanao réservation ianareo dia laharana fahafiry ?
sonwin : celui qui sait n'en parle pas, celui qui ne sait pas en parle. Tu ne te laisseras pas humilier comme tu n'humilieras pas.
Iny tandrifinao iny ny làlana ary efa maro no nandeha tamin'iny ka tafita. Anjaranao sisa no manantontosa ny lahatrao !

31. marozevo
(
30/03/2006 22:14)
Ny làlana anefa toa ety dia ety.
Kizokizo mifefy, ala-tsilo mirenty,
tsy maintsy hombàna.
Ny manodidina anefa toa fefika,
Haizim-be mitatao no ombana mankao,
Ka kivy sy ketraka
sarotra manko ny lalan-kombàna,
Sady tsy mahavita,mamoy itony hita,
Ka minia miverina.
Kizokizo mifefy, ala-tsilo mirenty,
tsy maintsy hombàna.
Ny manodidina anefa toa fefika,
Haizim-be mitatao no ombana mankao,
Ka kivy sy ketraka
sarotra manko ny lalan-kombàna,
Sady tsy mahavita,mamoy itony hita,
Ka minia miverina.
32. sonwin
(
31/03/2006 08:38)
faly, ravo, migoka hozana ireo olom-boavonjy :D,
tsy ny kristianina ihany izy ireo fa izay tsara sitra-po rehetra, ao ny silamo, ao ny boudista(sahala amiko), ao ny mpanasina razana, ao ny tsy mpino...
tsy ny kristianina ihany izy ireo fa izay tsara sitra-po rehetra, ao ny silamo, ao ny boudista(sahala amiko), ao ny mpanasina razana, ao ny tsy mpino...
33. mamzelkely
(
31/03/2006 10:59)
marina sw aaa boudiste enao =))=)) ra enao boudista de za ko zany ko satri tsika mitovy finona =))
34. Achia
(
31/03/2006 13:59)
De lainga zany le hoa :IZAHO NOLALANA SY FAHAMARINANA TYS MISY MANKANY @ RAY AFATSY @ ALALAKO :°)
35. sonwin
(
31/03/2006 17:33)
TSY LAINGA KA :°)
Dia aminao aza:
1- very any amin'ny afobe daholo izany ireo loharano niporantsika talohan'ny nahatongavan'ny fivavahana kristianina teto mada?
2- sur 100% izany enao fa kristianina ihany no hahazo famonjena sy higoka ny fiainana mandrakizay?
3- ahoana ny fahitanao ireo olona tena tsara sitrapo nefa tsy mino, ary ireo mitory baiboly isan'andro nefa ariary aza tsy foiny homena ny madinika?
4- raha mahatsapa ianao fa Jesoa ihany no lalana sy fahamarinana dia mangataha aminy mba ho voavonjy amin'ny Anarany avokoa ny olona rehetra izay tsara sitrapo na inona finoany na inona.
5- manampy betsaka amin'ny fandinihan-tena sy ny fahalalana ny sitrapon'Andriamanitra ny fampianarana azo avy any amin'ny boudista (ohatra ihany),raha toa efa ao aminao ny finoana ilay Andriamanitra Andriananahary ary manosika anao hanao soa sy hanatsara hatrany ny fiarahamonina misy anao

36. Achia
(
31/03/2006 18:00)
ko efa hoe tsy lainga ko inn ndray ary no hametrahanao fanontaniana amiko sady tsizaho anie no nilaza anzany e nindrana fotsiny aho de hoy aho hoe aleo manaraka an'i JK fa izy no tena fiainana mandrakizay :lol:
37. sonwin
(
31/03/2006 18:05)
ka efa hoe tsy lainga fa tiako ho fantatra ny hevitrao amin'ireo zavatra nosoratako ireo ka...valio ilay fanontaniana fa aza hodiana fanina.ilay 3 points voalohany no tena tiako ho fantatra
38. Achia
(
31/03/2006 19:22)
fa zao no lazaiko aminao ny fahendren'olombelona de fahadalana eo anatrean'ATRA ka ra reo fanontanianao reo ne de fahadalana e fa za milaza @ nao 100% fa ze tsy Kristiana tsy tonga any andanitra
39. marozevo
(
01/04/2006 00:00)
Misy fampianaran'olomalaza izay manao hoe.
"Misy amin'izay ato anatiny no any ivelany,
ary misy amin'izay any ivelany no ato anatiny".
"Misy amin'izay ato anatiny no any ivelany,
ary misy amin'izay any ivelany no ato anatiny".
40. marozevo
(
01/04/2006 00:02)
Azafady fa tsy feno ny fanazavana etsy ambony. Nosoratako eo io mba ho valin'ilay fanontanian'i sonwin ao ambony ao, na tsy izaho aza no nanontaniany.