MANOMEZA

61. mamzelkely ( 22/03/2006 10:58)
eto izy sarotra beuu kalou haka chary d ataoko mitsy beuu de omeo anjy :-D:-D
62. ari.malala ( 22/03/2006 11:45)
fasaly, ko aiaa aza le faktiora e :-D:-D ary aza tomany tsony mou e :-*:-*
63. kala ( 22/03/2006 12:00)
ari > :-$ fotsiny

zà tsy mahay manome afa-tsy blagy zao ary ambadika ary de ahoana klé:roll::roll:
64. fasaly ( 22/03/2006 12:52)
kala de tohizo any foana ny blagy njoky fa ato tsisy balgy an!:^):^):^)
65. kala ( 23/03/2006 05:28)
fasaly tsy miombona zà fa ndry masiaka be!8O8O8O

laingako kambo zany ê! :wink:

mahay manome zà ka : tsiky :) sy :-*:-*
66. fasaly ( 23/03/2006 05:37)
kala :cry::-*:* ao fa ombona foana :-D:-D
67. Fiffi ( 23/03/2006 06:03)
hoy ilay hira hoe "donner pour donner , tout donner , c'est la seule façon d'aimer" sa ahoana hoy ianareo ?
68. ari.malala ( 23/03/2006 06:08)
marina mints ky zany ry Fiffi a!

Kala, manin za no :-$ ftsn?
69. diamondra27 ( 23/03/2006 06:10)
zay mihitsy ry fiffi a!
70. mamzelkely ( 23/03/2006 07:03)
marina zany ry fiffi, misy hira ko we "donner sans rien attendre en retour!!"(l)
71. Fiffi ( 23/03/2006 08:23)
fa aza hatao an'izao kosa an! "donner c'est donner , reprendre c'est voler" sa hoe "manome tsy fohifohy miteraka bibilava" hay moa io resaka zavatra omena fa mivaingana zany moa ?
72. diamondra27 ( 23/03/2006 12:49)
donner c'est partager aza e!...io ary raha tsy tianjy le teo e!
73. sasa ( 24/03/2006 05:40)
diams kou raha efa nanome foana fa izy mintsy no tsy nandray tsy aleo ve akia tsy manomé klé :-D:-D:-D wain fotsiny eo tsinona koa :-D:-D:-D sady raha fitiavana no homena tena betsaka mintsy no miavona koa =))=))
74. Fiffi ( 24/03/2006 05:48)
diam: :-D:-*:-*
75. radeeds ( 27/03/2006 03:23)
sasa>lol misy ankizara mofo ve ato amy tanàna kle ?
de mba mofo inn le izy klou nenay izao le mofo gasy reny mba revenay na ramanonaka !:):)
76. kala ( 27/03/2006 07:16)
sasa > njy ty an! :-*:-*:-*:-* fotsiny aloha fa zay no azoko omena ê!
sady zà tsy miavona :wink:
77. ari.malala ( 27/03/2006 09:00)
radeeds, aty aminà misy mokary sady milay b no zaraina fts fa tongava aty ;):-D:-D
78. mamzelkely ( 28/03/2006 09:01)
inn zany mokary :roll:
79. ari.malala ( 28/03/2006 09:43)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dfa ty mamzelkely ty v gasy sa ts gasy e:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
80. mamzelkely ( 28/03/2006 09:55)
gachy petaka za fa ts haiko zany mokary zany :oops::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5976