MANOMEZA

1. diamondra27 ( 15/03/2006 16:31)
"Ce qui n'est pas donné c'est perdu!"
Eo @ resaka fitiavana no lazaiko eto, raha mifankatia de tokony omena ze azo omena fa raha tsy 'zany de very fotsiny le izy.


2. chipie1 ( 15/03/2006 17:19)
fitia mifamaly ve zany ry diamondra ?:lol:
3. diamondra27 ( 15/03/2006 17:35)
chipie1: tsy voatery oe: fitia mifamaly io ka! zay indrindra no fahazoako azy fa ny fahitànareo azy no ahoana?
'zany oe: raha tia enao de mizara kanefa refa tsy nozarainao le izy de very...ohatra koa oe: mi-rendre service à quelqu'un
4. booboo ( 15/03/2006 17:48)
satria maninona no very ?
5. diamondra27 ( 15/03/2006 18:07)
booboo: raha tsy omenao de lasa aiza ary le izy tsy ho very ve? Nefa raha azon'ilay tokony omenao azy de lasa mitombo
6. diamondra27 ( 15/03/2006 18:08)
ohatra izao: tokony hanome compliment ianao nefa tsy nanome de very iny nefa tokony mba nanome valeur le olona raha nomena
7. diamondra27 ( 15/03/2006 18:10)
ohatra: raha tokony nanome oroka ianao nefa tsy nanome de very koa iny oroka iny ary mety hampiena le fifankatiavana ( à long terme); asa anefa...
8. fasaly ( 15/03/2006 18:14)
ka raha ohatra misy mahay manome nefa lay omena tsy mahay mandray ohatra hoe tran'ny tsy misy dikany aminy le izy de very ihany ny anarany:wink:
9. booboo ( 15/03/2006 19:42)
k'raha ty lé oul tokony hanome aza tsy fantany akory hoe tokony hanome izy dé akory ?
10. Veloo ( 15/03/2006 20:31)
rehefa mahay manome, raha tena tia ilay anankiray mande automatique ny fahazoana:wink:
11. Ralay ( 16/03/2006 02:46)
Ka mba omeo ary zah izay afaka manome e :-D:lol:Kristianina tsy mandà fanomezana ny aty :-P Oupsss hay moa zah efa tsy kristianina tsony kay=))
12. patrick2002 ( 16/03/2006 03:50)
ka raha tsy mitovy ny unité de valeur,koa aleo ve tsy manome ,oh: izaho manome ny (l) anaho nefa ianao
=(( ,tsy aleho ve hijanona aty ihany .Donner ,c'est recevoir
13. diamondra27 ( 16/03/2006 06:43)
fasaly: rehefa nanome akia njy de tsy very iny a!fa azon'ilay olona nomena azy; mahafinaritra kokoa ny manome noho ny mandray

booboo: tsy possible 'zany hoe: tsy fantan'le olona tokony hanome ny zavatra ataony.IO ohatra etsy ambony io no ataoko exemple:le oe "manome compliment"; misy olona 'zao isanandro izy hitanjy mihaingo tsotra de indray mande anefa izy nihaingo be: de tsy teneninjy oe: ah! tsara kosa akia njy @zao an!na hoe: maneva anjy akia 'zao etc... na koa izao le olona niova coupe (volo) de nanendrika azy, de tsy miteny njy oe: tsara aminy le izy... de 'zay . De very iny ho'aho satria ny effet-ny iny compliment iny anefa mety hanome valeur ilay olona sady faly nge le olona mandray le compliment e!...
14. diamondra27 ( 16/03/2006 06:49)
veloo: marina koa io ka!le fahaizana manome

ralay::-D:-D:-D, efa nomena ralay de mbola mitady foana an!:wink: efa oe: tsara be oa les lunettes de soleilfa manendrika anao sady any aminao y a du soleil et des nanas... 8)

patrick2002: hafa idray ny @iny ka!aimer c'est partager; donner c'est donner reprendre c'est voler
15. mamzelkely ( 16/03/2006 12:59)
de inn klou le omena eee fitiavana veuu sa inn :roll::-D:-D
16. fasaly ( 16/03/2006 13:29)
:roll::roll::roll: euhhhhh! mofo angamba izy izay ry mamzel:-D:-D:-D
17. ari.malala ( 16/03/2006 13:33)
ze azonjy omena ky omeo daolo a! na bonbon io na in na in e,zay le we manomeza:-D:-D
18. diamondra27 ( 16/03/2006 14:49)
mamz kounkouuuuu efa oe ze azonjy omena
fasaly: merci
ari: bravo
19. patrick2002 ( 16/03/2006 18:10)
ka raha izaho manome compliment olona anankiray ,izy mandray an'iny hoe ,fanesoana ,inona no anaovako compliment aminy:?:
Raha izaho miarahaba olona iray ,mila tsiky izaho izay mba setriny.
Aza ny tsy hahazoako azy angamba ,dia ny an'ny diamondra olona efa mifankatia izany hoe efa misy fifampatokisana eo ,efa ao ny fifamatorana marina izay.
Fa ny ahy kosa no tiako tanenina dia olona tianao,tsy fantatrao na fitiavana no valiny (mbola mifampikoty re eh )eo ny ahy dia donner c'est recevoir ihany:wink::wink:
20. xxx ( 17/03/2006 02:32)
hummm mampisaina ihany ity patrick2002 ity an !! sao dia mba voadona kosa aza toi izany :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6773