MANOMEZA

41. zoklbfkfk ( 20/03/2006 11:16)
:-w:-w:-w:-w:-wmanome ndray ve vao mipasaka le fo ry diamond27:wink:

42. mamzelkely ( 20/03/2006 12:57)
:roll::roll:
43. kala ( 20/03/2006 14:55)
tsy azoko tsony le izy fa toa misy =(( de :roll: de :-w
diam > toa ohatra ny ao @ ohab 4:20-27 angamba akia le izy â!
ilaina ny fahaizana manome tsy mila tambiny na fameriny ê!
mazotoua daholo :wink:

44. fasaly ( 20/03/2006 15:23)
omeo foana e! omeo foana zay mangataka fa ho afapo dooly zay mahazo:°):°):°):°)
45. diamondra27 ( 20/03/2006 15:44)
omena foana ka!:-D:-D:-D:-D manao cinéma kely de raikitra
46. kala ( 21/03/2006 04:34)
diam > ohab 3:27-28 le izy akia fa tena efa antitra koa zà de mifangaro ny resaka :wink::wink::wink:

zà aloha raha asain-dry manome de omeko zay ananako fa kosa misy lay teny iray azafady fa @ teny vahiny "la plus belle fille du monde ne peut donner que ce qu'elle a" sa mivaona ndray kala :-$
47. ari.malala ( 21/03/2006 06:51)
Ka ze mangataka anie no mahazo e :)
48. diamondra27 ( 21/03/2006 06:56)
kala: marina aloha io an fa tsy voatery oe plus belle ihany no manome fa refa manana na moche aza de mahazo manome, tsy voatery oe: fitiavana ihany nge no lazaina eto e!fa na kely ka hatr@ faran'ny lebe : paroles= mampahery, de efa nanome 'zay njy, manao bonjour de efa nanome zay injy( aty france betsaka ny olona tsy mifanao bonjour, raha manao izany indry @ olona tsy fatanjy de lazainy anakampo oe: 'ty angaha adala!), de raha afaka manome service ihany koa hoe: aleo ateriko @ fiara ianao fa tsy manana tomobilina sns... e! be de be le zavatra azo omena
49. fasaly ( 21/03/2006 11:48)
diam: ary raha facture à payer ve de anisan'ny afaka manome zà:°):°):°) iza no mba afaka mandray anzay maimaimpoana???:-w:-w:-w
50. ari.malala ( 21/03/2006 13:08)
:-D:-D:-D:-Dento aty aky fasaly fa alohako a:-D:-D:-D:-D
51. fasaly ( 21/03/2006 13:25)
mciiiiii ari. an! ary afaka manome ny rehetsa marina zany eto amin'ity tany ity fa zà no tsy nahalala:-*:-D
52. dadabe ( 22/03/2006 00:51)
ao fasaly omeko fa tsy asiko faktiora :wink:
53. kala ( 22/03/2006 05:00)
diam > fomba fiteny ange akia io ê!
ny olona iray na te-hanome koa aza dia tsy afaka manome afa-tsy izay ananany. Mety tsiky kely fotsiny no azony omena fa kosa ny hery entin'izay tsiky kely izay mety tena hahasambatra andry an!:) :D

fasaly sy ari > mamp:-D:-D:-D nnareo reto fa manomboka misenina :wink:
54. mamzelkely ( 22/03/2006 05:55)
ny anah kalou de tsisky ihany no tena haiko ny manome azy ee:°):-D:-D
55. ari.malala ( 22/03/2006 06:13)
kala, misenina manin ky zay aaaaa! :-D:-D:-D

mamzelkely, zay zany le we ra omenao tsiky iray aho d ho tonga lafatra
56. mamzelkely ( 22/03/2006 08:14)
ieuuu :-D:-D
57. fasaly ( 22/03/2006 10:38)
dadabe:

ao fasaly omeko fa tsy asiko faktiora :wink:

:x:x:xdadabe! tsy mety zany tsisy facture zany...
tsy hain'i toi mou fa misy foana ny controle:^):^):^)

ny ahy aloha de zay afaka omeko n'ilay facture isambola ihany no tena tadiaviko e! ary ho tiaviko beuh ka omeko azy mbàkan'ny foko(l)(l)
ari. alou io efa manome toky ka de msotra mialoha:°):°):-*

58. ari.malala ( 22/03/2006 10:49)
Fasaly> Misaotra klou @ le hanome fo e, fa haloakoo virtuellement nge zany euh :-D:-D:-D:-D:-D
59. mamzelkely ( 22/03/2006 10:50)
njy ngah ts tia tsiky ry fasaly ts asiko faktiora ko ngeh ee:°):-D:-D
60. fasaly ( 22/03/2006 10:54)
ari.:cry::cry::cry: de raha tsy payeé amzany ny fature de aoana:?

amzel: lancéo foana lay tsiky njy io fa tsy vidimbola io ary tsy mila facture ka! tiko beuh foana:-D:-* zà ky tsary mahay mi lancé tsiky a! tsssss:evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2533