MANOMEZA
24. fasaly
(
17/03/2006 05:24)
:-D:-D:-D:-Dtapatsinay njay veloo.....
inona njay zao no mahatapatsinay???lay hoe mofo ve????:-D:-D:-D

25. mamzelkely
(
17/03/2006 05:44)
ny ana zao mofo no tiko omena ny fasaly fa nefa izy lavitsa beuu de aôna:roll: ts maintsy hohaniko le izy zany ko:-D:-D
diams< za manome zay mety fa njainjay le olona no ts manjay de lasa kamo za manome ko :°)

26. fasaly
(
17/03/2006 06:16)
:roll::roll::roll:inona mou zay omen'i mamzel tsy mety raisin'i sasany zany????:-D zà manjay foan kou!:-* nenà njay raha io fitiavana io no omeko ka tsisy manjay de alaiko toy ny tsy teo ataoko ampaosy:-D:-D
27. diamondra27
(
17/03/2006 08:31)
de raha mahita 4mi koa ve de tsy hanome? na de tapamofo aza? na café raha manana moyen an!
28. mamzelkely
(
17/03/2006 09:17)
fasaly< misy olona nomeko fitiavana fa ts tia de naleko ny fitiavako de nomeko olo-kafa koo :-D:-D
diams< wayy za marina ngeh ky naheno théorie we ts tsara ny manome an reny 4mi reny fa manjary ts mitady izy satri possible zany le mahazo refa mangataka ee :roll:

29. booboo
(
17/03/2006 09:43)
Diamondra27 >amiko, matoa ny oul iraika zay manome raha ho an'ny hafa dé resiny lahatra klou ny tenany zay hoe hizara. Raha tsy resy lahatra ny tenany dé eo no mipetraka lé noteneniko oe mety tsy ho fantany akory hoe inona moa ty raha tokony homeny ity ?. Tia tena angamba zany fijeriko zany...
31. kala
(
18/03/2006 06:13)
diam > misy teny iray zay akia fa tsy tadidiko ny misy azy â!
"raha azonao atao ihany dia ataovy f'aza manao hoe miverena rahampitso nefa manana ihany ianao" any ohabolana izy zay. Miverina eto milaza ny toko sy andininy fa ity sijé ity lasa misokatra ela be eto alohako eto.
le manome aloha sady tsy very maina no tsy maty antoka ê! na fitiavana io, na tsiky, na toro-hevitra, na compliment, na mofo aza....
tsy tsapanareo hoe na ianareo aza mahatsiaro :D ery rehefa manome.
tsy ilaina reciprocité zany refa manome satria lasa miandry - miandry zany enao fa tsy maintsy hamaly anao koa iny olona iny.
"reprendre c'est voler" =D=D marina mihitsy io. zaraina daholo zany ny zvt retra fa le fitiavana tsy azonao alaina tsony an! zay moa ny tiany hambara.zay moa le hiraraha atao dika tsotra :?:

35. fasaly
(
18/03/2006 19:10)
diam: kou mieritreritra zà hoe inona iny fo kely milatsaka iny de inona le stsoka beuhhhh iny:-D:-D:-D:-D
zà nge mahay mieritreritra be e!
zà nge mahay mieritreritra be e!
39. diamondra27
(
20/03/2006 08:07)
ka nipasaka le fo koa inon indray.
De tsy nahazo fa lasan'ny sasany ny fon'ny le kof-ko:wink: