Ny lehilahy mikasin-tanana ny vehivavy

61. rapala ( 15/03/2006 08:35)
Marina ny tenin'ny sipagasy, eratany io 'aretina' io fa tsy dago na france irery akory. Izaho manana namana avy any libanona manambady pakistanais ary manana zanaka roalahy. Tapaka mihintsy ny tanan'i rafotsy fa natosiny teo @ tohatra, dia vita iny fanosehana iny dia niraisany ilay vadiny. ALIKA sa ahoana hoy ianareo. Impiry nihiditra hopitaly rmatoa. Ity no zavatra tena tsy haiko "maninona no mbola mijanona ao ihany rehefa ampijaliany ohatra izany"? Io no fanontaniana napetrako t@.

-Izaho avy lavitra, tsy manana havana, ho aiza aho, ny zanako 2?

Marina ny azy @ lafiny iray fa ilay rangaha ange a "bully" e! Mila matanja-tsaina isika vehivavy ary tsy manaiky atao ohatr'izany satria olom-belona mahalala marary, nofo sy ra toa azy ihany.:wink: sa ahoana hoy ianareo?
62. Fiffi ( 15/03/2006 19:51)
rapala: ka mety ireo zanany ireo koa no mba tsinjovina , io angamba koa no mahatonga azy hijanona ao.
63. rapala ( 15/03/2006 20:08)
Eny tsapako mihintsy fa ilay zanany no mahatonga azy mijanona, fa na ilay zanany koa aza ange marary saina mijery ny renininy vovono foana e, dia inona no dikan'izany - dia rehefa lehibe izy roalahy mety hiafara hoatra ny rainy koa dia manjary vicious circle ilay izy........:(:(
64. Fiffi ( 15/03/2006 20:22)
rapala: marina aloha izany an! fa tena mba olona tsy misy fo mihintsy izany olona izany an! ny tena mampalahelo dia rehefa tsy sahy mi-revolte ny vhv dia maararaotra ery ny lhl mpampijaly.
65. rapala ( 15/03/2006 20:45)
marina mihintsy izay lazain'i fiffi izay - mila mi revolt kely isika:)
66. Fiffi ( 16/03/2006 04:16)
rapala: =D=D=D=D
67. Aino ( 02/04/2006 08:58)
raha izaho indray aloha de tsy hanaiky kasahina eo mihintsy eh!! rehefa tsy mazaka mifamaly fotsony de samy maka sisiny na le tsy mantaty no miataka!!
68. Fiffi ( 02/04/2006 11:54)
ka raha hejehany eo ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1226