Ny lehilahy mikasin-tanana ny vehivavy

21. Ralay ( 07/03/2006 12:19)
Tonga de manin fa tsy hitako ilay sary sa
22. Ralay ( 07/03/2006 12:20)
oupsss tena horera be le izy kle =))
23. mamzelkely ( 07/03/2006 12:23)
[IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/pascompris/vignette/thumbnails/whoa_gif.gif[/IMG] nanin izy io ry ralay ts ampy rivotra ngah =))=))
24. Ralay ( 07/03/2006 12:25)
Tsy nahay nandika teny ilay izy ry mamzelkely =))
25. mamzelkely ( 07/03/2006 12:29)
sô de tokony apenarina izy [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/sourire/vignette2/thumbnails/xxrotflmao_gif.gif[/IMG]
26. Veloo ( 07/03/2006 17:27)
Mba fantatrareo ny ol mikasin-tanana otran'ireny olona kabosa ireny (Lache - coward) tsy manana ny azon-damosiny...
27. Fiffi ( 07/03/2006 20:03)
Veloo: marina ny andry an! raha tsy lâche ry zareo nahoana no tsy izay mitovy sandry aminy no hampisehoana fa matanjaka izy ?
28. vale ( 07/03/2006 21:15)
=D=Dwééé Fiffi, veloo: tena lâche mihintsy e, satria efa hita zao fa hery tsy mitovy ko mbola mampiasa herisetra ihany!:twisted::twisted::twisted:
29. mamzelkely ( 08/03/2006 05:19)
sady en plus izy efa very hevitra mahatsiaro tena ho resy de any sisa no mampiatra ny heriny
30. Fiffi ( 08/03/2006 05:41)
nahita fikambanan'ny vehivavy aho aty izay mianatra manao "defense" rehefa ataken'ny lhl ireny ny vhv , tena nahaliana ahy mihintsy ny fahitana an'io fa ny vhv ao dia ireo efa nahazo sandry t@ lhl avokoa ny ao
31. diamondra27 ( 08/03/2006 08:03)
ralay: aleo aloha ho hita 'zany fikasiha-tanana ataonao 'zany vao mi-réagir.

De miandry aho 'zany an!
32. Fiffi ( 08/03/2006 08:28)
miandry spectakle zany zah an! Ralay contre diamondra
33. mamzelkely ( 08/03/2006 13:23)
ady beu ty nefa ve alou [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/animsympa/1050848732.gif[/IMG]
34. Ralay ( 08/03/2006 14:39)
Fiffi: aza mijery akaiky fotsiny ary fa sao hipitian'i rà-ny eo an :-D
Tsy te hijery nga njy ry mamzelkely :-P
35. Veloo ( 08/03/2006 15:54)
:°):°)
36. Veloo ( 08/03/2006 15:55)
adiniko fady @ gasy ny mikasin-tanana ny vehivavy:wink:
37. Fiffi ( 08/03/2006 19:06)
aleo dien'izao haka mesure raha izany no fandehany fa aza atao arène kosa an! :-D:-D:-D
38. Ragadona ( 08/03/2006 21:04)
Aiza kosa ry veloo no hoe fady ny mikasin tanana vhv, manoroka ny tanany aza azo atao ko, za vao avy nanoroka tanana androany
39. Fiffi ( 09/03/2006 06:15)
mampiasa hery kosa no lazainy eh!
40. mamzelkely ( 09/03/2006 10:48)
Ralay< za efa over 18 ans ka :-D:-D afaka mijery tsara mit s:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5484