Ny lehilahy mikasin-tanana ny vehivavy
42. Ralay
(
09/03/2006 13:44)
Kay tena mampiasa gros moyen mintsy i diamondra zany kle :lol:
mamzel: mila maka billet zany njy raha hijery :lol:
mamzel: mila maka billet zany njy raha hijery :lol:
44. Herimiafina
(
09/03/2006 16:15)
Fiffi:
Indrify fa mbola misy mihintsy ny lehilahy mbola mikapoka , mameta-tahimena na mamomno na mampijaly ny vehivavy rehefa miady na mifamaly . Hery tsy mitovy anefa , kely sandry ny vehivavy , indrindra moa raha tratran'ny fisotroana koa ny lehilahy vao maika loza . (misy hoy aho an)
Olana ara-psykolojika no mahatonga ny olona mora mikasintanana, ary indrindra ny olona mikasi-tanana ny vadiny, na lahy izany na vavy.
Amin'ny lafiny rehetra dia mifandray amin'ny enfance ilay olona ilay izy, enfance difficile, satria ny zaza dia sady mila mi-defier ny virilité andrainy no sady mi-defier ny feminité andreniny, ilain'ny zaza ireo roa ireo mba hampisy equilibre psychologique azy rehefa lehibe izy.8)
52. Fiffi
(
10/03/2006 19:21)
Veloo ah! fa tena tokony fady marina kosa anie io fikasian-tanan'ny lhl ny vhv io eh!
53. sipagasy
(
11/03/2006 06:42)
zoara:
voavakiko anikeheo tao @ les nouvelles koa fa nisy teratany frantsay nidaroka vehivavy bevohoka ka niafara t@ "fausse couche"....
mmhh eran-tany io fa tsy "frantsay" ihany e!
54. Fiffi
(
11/03/2006 07:45)
tsy aiko ry zareo fa tena tsy mampa-tonga saina ahy mihintsy izany fandehan-javatra izany an! :(:(:(:(