Vavaka ho an'ny filoham-pirenena

61. marozevo ( 23/03/2006 00:24)
Ho an'i xxx "ao anaty mazava".
Asa na mikiry biby na mijoro amin'ny finoana. Na i Jesoa no anontaniako , na i xxx na i dadabe dia efa hita eo fa tsy ao anaty Baiboly ireo eh..

Valio indray ary ity fanontaniana ity : Inona no anaran'ny boky milaza ny zava-misy rehetra eto ambany masoandro ?

62. xxx ( 23/03/2006 01:57)
marozevo:
Na i Jesoa no anontaniako , na i xxx na i dadabe dia efa hita eo fa tsy ao anaty Baiboly ireo eh..
ka ampio chapitre pornographique aza ny baibolinao dia tazomy ho anao samy irery ny vokany raha tsy ampy anao ny voasoratra ao :-D sao dia izay ny fandraisanao ny dikan'ny hoe feno :-D



63. marozevo ( 23/03/2006 02:17)
Za anie efa miaky fa tsy feno fa ianao no milaza fa feno eh... Ny ahy , na tsy feno aza ny Baiboliko, dia ampy ahy io.

Tezitra ra xxx le !! Aiza ve dia hoe ampio chapitre pornographique ???... Amiko olona tsy mahatanty ady hevitra ianao fa mora tezitra.
Je peux me passer de toi...
64. xxx ( 23/03/2006 03:03)
marozevo:
Izay lazain'ny Baiboly dia marina feno
21-03-2006 01:27:54
marozevo:
Za anie efa miaky fa tsy feno fa ianao no milaza fa feno eh
23-03-2006 06:17:14

tsy mahalala menatra izato ianao ry namako :-D
65. marozevo ( 25/03/2006 00:37)
Ianao kosa tsy mahay mamaky fa mandray an-tendrony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2141