Vavaka ho an'ny filoham-pirenena
21. lapino
(
01/03/2006 01:42)
>> Misy làlana ataon'ny olona ho mahitsy, Kanjo làlana mivarina any amin'ny fahafatesana no iafarany. Ohabolana 14:12
Tonga dia ny demokrasia no lalana eritreretiko amin'izany!!
>> Hoy i jentilisa: "aso dia ampiana hoe mifona noho ny fahotana vitan'ny prezidà betsaka nandritra ny fotoana niasany teo?"
Eny, maninona moa izany? :-D:-D

22. Fiffi
(
01/03/2006 15:44)
so de mba Jentilisa no mitongilana? fa aona kou zany vavaka panohitra zany?fa angaha kosa moa ilay pozy no jerena fa tsy ny fivavahana ?
24. bichette
(
02/03/2006 00:47)
lazarandri misy vavaka ho annay madagasikara atsy maninona raha atambatra tokoa
25. marozevo
(
02/03/2006 15:26)
Laza > Mba asehoy kely ary hoe aiza ny ny Soratra manitr'ialahy mba hampitahaina amin'ny Soratra lazain'ialahy fa maimbonay.
Amiko io tenini'i laza eo ambony io dia tsy mendrika ny hajan'izay nanoratra azy, satria hita fa fanaratsiana fa tsy fizarana hevitra. Mahagaga raha tafiditra eto io.
Amiko io tenini'i laza eo ambony io dia tsy mendrika ny hajan'izay nanoratra azy, satria hita fa fanaratsiana fa tsy fizarana hevitra. Mahagaga raha tafiditra eto io.
26. LazaRandri
(
02/03/2006 16:08)
Marozevo,
ahoana moa io no tsy mendrika? Inona no tianao handikana ny hoe "twisted scripture" amin'ny teny Gasy ankoatry ny hoe "soratra mantsina"? hahaha!
Mampihiratra ny maso 8O tsara io fa jereo amin'ny fo madio dia hotsapanao fa fandrebireben'i Satana ny fitenenana fa "ny feom-bahoaka dia feon'Andriamanitra", na "vox populi vox Dei". hahaha

27. marozevo
(
05/03/2006 00:24)
Izay miombona amin'ny vavaka iray atao, na ifanasana hatao, dia tokony hiombona amin'izy samy izy aloha. Raha mbola miziriziry i lazarandria amin'ny hoe soratra manTSina, izay hita fa iniana atao mitovy figadona amin'ny hoe Soratra Masina, ary raha ho anisan'ireto mpiara-mivavaka ireto izy, dia ambarako fa izaho tsy hiombona aminareo hanao ity vavaka ity. Ataoko manokana any ny ahy dia ho hita izay henoin'Andriamanitra.
28. dadabe
(
05/03/2006 00:43)
marozevo> zah aloha tsy mankastraka ilay hoe
satria raha milahatra eny andalambe ve ny vahoka manao grevy ohatra dia hoy ianao hoe izay no feon'ny vahoaka dia ho henoin'Andriamanitra?? tena izay ve ?
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 28-02-2006 04:05:14
Lohateny : Re : Vavaka ho an'ny filoham-pirenena
Aza adino koa anefa ry dadabe fa ny feom-bahoaka anie itarafana ny feon'Andriamanitra eh... Vox popoli, vox Dei.
satria raha milahatra eny andalambe ve ny vahoka manao grevy ohatra dia hoy ianao hoe izay no feon'ny vahoaka dia ho henoin'Andriamanitra?? tena izay ve ?
31. xxx
(
05/03/2006 04:58)
marozevo:tsy aleo ary izany toy izay hivavaka amin'ny "vahoaka"? tsy hoe akory rehefa mivavaka dia mety daholo na inona na inona vavaka atao!!!!!:evil:
dia ambarako fa izaho tsy hiombona aminareo hanao ity vavaka ity.
34. marozevo
(
07/03/2006 01:54)
xxx:
marozevo:tsy aleo ary izany toy izay hivavaka amin'ny "vahoaka"? tsy hoe akory rehefa mivavaka dia mety daholo na inona na inona vavaka atao!!!!!:evil:
dia ambarako fa izaho tsy hiombona aminareo hanao ity vavaka ity.
Ialahy ho'aho ry xxx rehefa hi-citer izay soratanay, dia citer-o tsara fa aza tapatapahina fa manova ny hevitry ny olona. Izany hoe vakio tsara izay voasoratry ny olona fa aza mitsingoloka frazy iray fotsiny ao anaty paragraphe. Sa tsy azon'ialahy izany... vendrana ialahy raha tsy mahazo an'izany.
35. xxx
(
07/03/2006 06:33)
marozevo:8O
... Vox popoli, vox Dei.
marozevo:8O
dia ambarako fa izaho tsy hiombona aminareo hanao ity vavaka ity
marozevo:8O
vendrana ialahy raha tsy mahazo an'izany.
36. marozevo
(
08/03/2006 00:49)
sshh ... dia mba ahoana izany ny hevitr'ialahy ry xxx ah ? Tsy miteny tsy mivolana fa ny lazain'ny olona fotsiny no averina.
Entrepà fa araka ny lazain'ny psychologie, ny olona hono raha tia mamerina izay efa nolazain'ny teo alohany eo amin'ny dinika na fivoriana na fihaonana iray, dia olona liam-pahefana izy izay. Ary raha vao mahazo fahefana, hono, ny olona toy izany dia lahoana ialahy vao mahafaka azy eo amin'ny sezany. Toy ny nataon'ilay ... iraika lahy taloha... aoka ihany sao halany aho.

38. marozevo
(
11/03/2006 00:57)
Veloo:
za tia pahefana nefa tsy mba mamerina ny zavatra lazaiko? 8O
An3 ka!!! tsy ny zavatra lazainao no averinao, fa izay lazain'ny olona no averinao, izay ilay psikolojia .. Ianao kosa aloha na liam-pahefana aza mety ho mora ahongana ihany e... Ndana aloha mody any Madagasikara dia manaova politika raha te-hahazo fahefana injy...
39. xxx
(
11/03/2006 01:25)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 05-03-2006 04:24:51
Lohateny : Re : Vavaka ho an'ny filoham-pirenena
Izay miombona amin'ny vavaka iray atao, na ifanasana hatao, dia tokony hiombona amin'izy samy izy aloha.
marina mihitsy izany marozevo! ny demony tsy miombona amin'i Jesoa, ary ny fahaazavana tsy miombona amin'ny haizina. ny fandraisako ilay soratra etsy ambony indray dia dikan-teny tsotsotra toy izao fotsiny ihany:
Scriptures = Soratra masina
Twisted scriptures = Soratra mantsina
mitovy figadona tokoa ireo na amin'ny teny gasy na anglais. mampahatsiahy fa mpisandoka sy mpamitaka ny fahavalo ka mila fitandremana. ny tena loza amin'i losifera dia tsy figadon'ny teny fotsiny fa ny hevitra entiny mihitsy no mody mifono fahamarinana tapatapany.
fa izao marozevo mba diniho kely an, raha marina tokotrany ny teninao hoe Vox popoli, vox Dei dia atao inona intsony ny mivavaka amin'Andriamanitra fa tsy aleo revena referendum sisa ny fiainana? mety tsy ilaina intsony ny Soratra masina (feon'Andriamanitra) amin'izay fa misolo Soratra mantsina (feom-bahoaka)? :wink:
ml

40. marozevo
(
12/03/2006 00:36)
Tsy dogme akory ilay hoe VOX POPOLI VOX DEI, fa ohabolana Romanina taloha. Izaho aloha mbola tsy niteny hoe "tena marina" io anh.. Izaho koa anefa tsy miteny hoe diso io. Ny tokony hatao angamba, raha misy mahavita, dia ny mandalina kely io teny io... Inona no konteksta nisehoany, ary taiza, ary iza no nampiasa azy voalohany? Amin'ny maha ohabolana azy, dia mitovy amin'ny ohabolana rehetra izy, ohatra mandray ohabolana gasy iray ianao "Manaonao foana ohatran'Andriamanitra nanao ny kary", satria nalahelo ny olona (tantsaha) fa lanin'ny kary ny akohony, dia io no nolazainy, fa mba ahoana hoy ny teolojianina amin'io ohabolana io, ahoana hoy ny scientifiques, ahoana hoy ny écologistes... dia toy izany koa.