ivontoerana fanaovana "dialyse" ao mada
82. watafon
(
18/03/2006 16:02)
hihi! raha ny fanjakana alou d tsy afaka ny hiantoka an'zany e ! raha tsy hoe hampitomboina 10 heny farafahakeliny ny budget n'ny ministeran'ny fahasalamana !!!!
84. watafon
(
21/03/2006 18:28)
f'angaha moa zany no izy ry veloo? ilay fosaina anie no lasa mena sofina e!
86. fijo
(
22/03/2006 21:11)
veloo ngah ny sofina ihany,jereo koa ny ....fa mena be."ny lela" io ... io an