ivontoerana fanaovana "dialyse" ao mada
62. fijo
(
10/03/2006 19:54)
io indray vero fa tsy maharaka le,
fomba fiteny letsy izany ,fa midina foana io ny hiafarany an
fomba fiteny letsy izany ,fa midina foana io ny hiafarany an
63. watafon
(
11/03/2006 14:05)
veloo, le appareil fanaovana dialyse re an !
fijo, zany tokoa angamba k
fijo, zany tokoa angamba k
73. fijo
(
14/03/2006 21:17)
fiffi koa dia tena tssss,veloo aza efa tsy maharaka ,ko anisy inona eo?
77. fijo
(
16/03/2006 19:52)
wata tsimaintsy manaraka ny marché io ka,raha hipetraka fotsiny eo iny,maty antoka izy,ka aleo misy kely miditra matetika,toa izay lafo nefa indray na indroa isan taona, no hiasa
79. fijo
(
17/03/2006 20:03)
ie,fa mba tokony asiana fandinihana letsy ny momba ireo olona tena tsy mananan nefa marary an.