ivontoerana fanaovana "dialyse" ao mada

21. watafon ( 28/02/2006 16:00)
veloo, vakio tsara le volaza eo ambony ! fomba fitsaboana entina hanampiana ny voa marary izy io!
22. diamondra27 ( 28/02/2006 17:13)
tsy hernie akia io ry veloo a!

ny hernie de ny hozatra no voa fa ity NY VOA no VOA

misy blème 'zany le voa e!(reins), tsy miasa normale tsony fa reraka na simba tanteraka ka mila diovina sy fanampiana
23. Herimiafina ( 28/02/2006 17:37)
adidy : » ny henoko klou de eo hoe eo amin'ny 400.000 Fmg eo (taona 2004) na valo alina ariary ny manao dialyse (Hémo) le makany amin'ny hopitaly e! Tsy haiko izay fisondrotany.

Tsy azo hatao otran'ny fo angaha ny rein e! asiana appareil mandeha pile afaka entina mandehandeha? Mety fikarohana hahafinaritra izay an!
24. Veloo ( 28/02/2006 17:38)
oh ok
25. watafon ( 28/02/2006 17:46)
HM hatramizao alou tsy mbola misy e ! rehefa itako tsy maintsy havoakako eto ihany k !
26. Herimiafina ( 28/02/2006 17:51)
watafon: Fa otran'ny mahafinaritra ihany anie raha misy fikarohana hoe ankelezina ilay appareil de azo babena ao andamosina ohatra de afaka entina any antrano e! Fa ny mety ho olana de le habean'ilay Katetera iny e! Tsy haiko na mety na tsy mety klé.
Azo atao ve izany fikarohana izany?
27. watafon ( 28/02/2006 18:02)
azo atao tsara zany k !nga kosa moa d migener loatra le catheter e! fa misy kelikely kou reny na izany aza,fa le dialysat no tsy azo hakelezina !!
28. Herimiafina ( 28/02/2006 18:06)
8)Fa ahoana marina moa ny torohevitra momba ny fihetsika manditry iny dialyse iny e! Tsy tokony au repos tsara ve ilay olona, sa tsy maninona na misy activités metabolique aza klé?:P
29. watafon ( 28/02/2006 18:37)
au repos tsara k ! raha ny fahafantarako azy alou e! sady mbola tsy nahita olona natao dialyse nihetsiketsika fa matory tsara fôna !
30. Herimiafina ( 28/02/2006 18:50)
Fa ny mampalahelo amin'izy ireny dia miha-maleny, dia mahazo aretina satria mangatsiaka be hono le eo ampanaovana dialyse iny de matin'ny grippa sy tazo avy eo! Tsy maharitra izany e!
Problématika iray tsara resahana ko aio1
31. fijo ( 28/02/2006 20:48)
ary tsy mbola azo tsaboina ve le olona marary voa e?sa dia ny manolo azy ihany no vahaolana?
32. adidy ( 28/02/2006 21:10)
Herimiafina: ilay olona insuffisant rénal izany dia efa manana statut hoe immuno-déprimé, dia izay no mahatonga azy ho mora andairan'ny aretina hafa, indrindra ny infection, dia na ny mitsabo azy ary sarotra be avy eo rehefa misy zavatra hafa indray manampy eo!
Fijo: sarotra be ny manolo an'ilay voa(izany hoe manao grefy) satria ny fiadiavana olona compatible dia efa zistoire be mihintsy!!! Ary raha vita grefy ary ilay olona dia tsy maintsy mihinana traitement immunosuppresseur à vie, dikany dia vao maika ilay olona mora tratry ny infection dia cercle infernal ilay izy e!
33. fijo ( 28/02/2006 21:23)
ary aty nefa toa be olona nanaovana grefy io?
34. pitchou ( 28/02/2006 23:52)
tsy haiko klou r'ireto fa misy olona fantatro izay nanao dialyse nandritra ny volana maro mandra-piandry donneur. Dia vita soa aman-tsara ny grefy, t@ voalohany izy no somary otran'ny hita reraka fa izao lery mipitipitika otran'ny tsy teo akory!
35. fijo ( 01/03/2006 04:12)
izay mantsy wa,za koa mahalala olona natao an'io fa mihazakazaka tsara lery izao,tsy haiko aloha izay hoaniny any e
36. watafon ( 01/03/2006 07:00)
pitchou, fijo, raha compatible tsara sady réussi le fandidiana d matanjaka tsara le olona k fa mijanona vulnérable foana izy k ! izay ange afaka manao ny activité rehetra fa mora andairan'aretina fotsiny e!
37. fijo ( 01/03/2006 19:16)
ah,izay no tsy hay.
38. watafon ( 02/03/2006 17:30)
zany tokoa k !
39. fijo ( 02/03/2006 20:02)
fa maharitra le olona ka,
40. Veloo ( 02/03/2006 20:42)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2742