ivontoerana fanaovana "dialyse" ao mada
43. watafon
(
03/03/2006 17:34)
famindrana maso angamba !:-D
henoko fa centre d'hemodialyse ilay izy zany ; izany hoe tsy manao ilay atao hoe dialyse péritonéale !
henoko fa centre d'hemodialyse ilay izy zany ; izany hoe tsy manao ilay atao hoe dialyse péritonéale !
47. watafon
(
03/03/2006 18:39)
ok! tena tsy fanahyiniako lesy nge le ao ioe! tena tsss !! tsy zatra e!
50. watafon
(
04/03/2006 12:27)
fijo, sady mbola alefa hiofana any la réunion ange ireo olona hiasa ao e!
51. fijo
(
04/03/2006 18:53)
hay,ny fantako dia hoe mba atao izay ho takatry ny vahoaka??????hoatrinona?
53. pitchou
(
05/03/2006 00:14)
le we ho takatry ny vahoaka aloh .... vahoaka sahala @ ahoana ny vesatry ny kitapom-boalany???:?
54. fijo
(
05/03/2006 04:40)
izay mihintsy no nanasivako io ? io amin'ilay vahoaka.satria le vahoaka any mantsy misy karazany raha vola no resahana.
55. watafon
(
05/03/2006 16:27)
k sur fa tsy ho takatry ny ankamaroan'ny oul aloha e! fa zara aza aloha efa mba misy an'io aty e!
59. fijo
(
09/03/2006 21:07)
izay mihintsy,aleo aloha misy,fa rehefa hitany fa tsy misy mpandeha ve ao ,tsy ampidininy ihnay io ny hiafarany.na ampidinina na ariana mantsy ny safidy farany