lentille

101. Veloo ( 13/03/2006 00:26)
:-D:-D:-D
102. Fiffi ( 13/03/2006 05:04)
:roll:
103. Veloo ( 13/03/2006 16:52)
104. watafon ( 13/03/2006 17:32)
Fiffi, njy kou nga hihira ?:wink:
105. Veloo ( 13/03/2006 18:32)
tsy mahay mihira io :-D:-D
106. Fiffi ( 13/03/2006 20:57)
Veloo: fa ahoana klé :-D:-D henoy ange eh! la!la!la!la!la! sady tsy mivalaa fa efa nampianarin'i wata zah an! :*:*:*:*
107. watafon ( 14/03/2006 18:27)
wéééé ! tena mahay mihira njy kle ! njy nga chorale ?:-D:-D:-D:*:*
108. fijo ( 14/03/2006 21:18)
mety voky charal io kle
109. Veloo ( 16/03/2006 17:53)
fijo inn ndray zany? :-D:-D:-D
to be oroka ko nareo ato zany :-D:-D
110. watafon ( 16/03/2006 18:08)
veloo, za kou tsy mahay an'io !!
111. Veloo ( 16/03/2006 18:57)
wata mety mirediredy ndray zany fijo knou:-D:-D
112. fijo ( 16/03/2006 20:01)
hi hi hi charal dia boucherie malaza be mpanao totokena aty frantsa
113. watafon ( 17/03/2006 14:23)
fijo, zany tkou moa an ! sôtsa e! tena tsy arako !
114. fijo ( 17/03/2006 20:10)
ny henan'io tena malemilemy tsara mihintsy.
115. watafon ( 18/03/2006 16:10)
andraso andramako refa mankany za e! :wink:
116. pitchou ( 20/03/2006 10:06)
tssss! ty zà e! ary fijo ndray io mampiditra kaly ato @ fihirana ato an! jereo fa mbola feno be ny vavany! tandremo zany tsy hanerika aty an! tonga elà d karemy dôfisy mandritra ny 3 volana!
117. Veloo ( 20/03/2006 17:33)
pitchou a eeeeeeeee fantatr'injy ihany e kaly ihany ny adin'i fijo:-D:-D:-D
118. pitchou ( 21/03/2006 16:38)
masosotra mintsy aky io! aiza no tsy hivalana ny hira! lery sady mitsako no mimonomonona :-D:-D:-D
119. watafon ( 21/03/2006 18:35)
pitchou! :-*:-* lounjy fa elaela e! d tairo amzay le vazo ary fa komplé ny ekipa e! :-D:-D:-D
120. Veloo ( 22/03/2006 01:34)
pitchou zay mihitsy retsy ko:-D:-D:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4738