lentille

121. pitchou ( 22/03/2006 16:57)
ndao am'zay azany! ary nilentika aiza njay le fijo iny e? tsy sérieux mintsy an!
122. Veloo ( 22/03/2006 21:15)
efa ho avy eo iny i wata ndray zao no niletinka :-D:-D
123. fijo ( 22/03/2006 21:19)
voky indray pitchou de mody mazoto be ato an
124. watafon ( 23/03/2006 19:14)
ndao fa ty za e! !!
125. fijo ( 23/03/2006 20:33)
izy ve letsy no voky de ny olona no dodominy ko
126. pitchou ( 24/03/2006 16:18)
voky inn taiza ndray fa tssss! elà aza mbola feno ny vavan'là!
127. watafon ( 24/03/2006 19:27)
hay nareo kay samy voky kou !! tsss !!
128. fijo ( 24/03/2006 20:38)
pitchou,ndry voky vomanga tany de be zesta e
129. pitchou ( 25/03/2006 16:39)
elà ngah tena nôna be klou e?
130. Fiffi ( 25/03/2006 17:32)
:-D:-D
131. watafon ( 25/03/2006 18:47)
fijo, ratsy ange zany voky vomanga zany e!
132. Fiffi ( 26/03/2006 06:26)
tsy mampatavy ve zany ?
133. fijo ( 30/03/2006 03:36)
wata ,fa ahoana le???
pitchou,ieee nona nona ihany
134. watafon ( 30/03/2006 19:18)
fijo, mandefa rivotra matetika k !!!! sady tena tssss !!!
135. fijo ( 30/03/2006 20:31)
hay ve,marina tokoa izany kle,izay ny an'i pitchou ary
136. Fiffi ( 31/03/2006 06:51)
aleo zany io tsy ho hanina harivariva an!
137. fijo ( 31/03/2006 19:21)
fiffi,fa vao maraina ve,tsy olana be any ampiasana
138. pitchou ( 31/03/2006 20:26)
zà klou tsy nandefa rivotra mintsy e! ary sô d tsy vomanga aza le nohanina teo
139. fijo ( 01/04/2006 03:38)
ndry mihintsy no misy olana izany ko
140. Fiffi ( 01/04/2006 11:27)
tena asa mihintsy angamba an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5127