lentille

1. maelys ( 14/02/2006 07:15)
efa ela aho no nanao solomaso satria myope, mba te hanandrana hanao lentille aho ka mba saika hanontany hoe inona no côté positif sy negatif ny lentille!
mety hanaovana lentille daholo ve ny areti-maso rehetra?
ps: eto antoerana fa tsy mipetraka any ivelany
novalian'i Fiffi ny 08/04/2006 14:19
2. watafon ( 14/02/2006 09:58)
azo hanaovana azy daholo ny aretimaso fa misy karazany fotsiny izy ireo arakaraka izay mety @ masonao!
ny lafitsara : esthétique sy confort
ny lafiratsy: somary lafo !
3. maelys ( 14/02/2006 10:45)
msaotra betsaka eh
4. watafon ( 14/02/2006 10:59)
maelys, tsisy fisaorana e!:-*
5. Veloo ( 14/02/2006 15:34)
maelys a mila mitandrina tsara ko injy eo @ fahadiovana azy... satria mila soin be ilay izy araho tsara izay lazain'i radoko an:-*
6. Veloo ( 14/02/2006 15:36)
oay saika adiniko ko nahita an'ilay oe lentille aho dia noheveriko oe votsoroka no ho resaka ato :-D:-D:-D:-D
7. Lejim ( 14/02/2006 20:04)
:roll:
8. pitchou ( 15/02/2006 01:15)
maelys> ny vovoka sy ditsoka no tena mila fitandremana koa aminy. tsara sady manana solomaso tsotra ihany raha manao lentille aza d rehefa irrité ny maso (raha sendra ditsoka ohatra fa nandrivotra be loatra d aleo le solomaso tsotra indray klou no anaovana! fa le izy koa tsy maintsy esorina rehefa hatory an!
lafy tsarany koa azo aziana teinte le izy, d lasa zieu bleu njy na zieu vert na sahala @ zany :lol:
9. Veloo ( 15/02/2006 03:33)
sady any dago be vovoka:wink:
lejim8O
10. rurik ( 15/02/2006 07:00)
veloo votsororoka =))=))=))=))njy ky mampiomehy ka
11. diamondra27 ( 15/02/2006 08:11)
raha mitondra fiara njy ohatra de tsy maintsy manana une paire des lunettes de reserve ao @ boîte à gant.

Mahatanty koa ve njy sa tsia? 'zany hoe: raha iny hametaka azy iny njy an! ka mipipika be ny masonjy, de mety ho sarotra ihany ny hahatantesanjy le lentilles( tsy haiko ny manazava azy ='zany oe:raha tsy mahatanty corps étranger na allergique njy de tsy tsara ny manao le lentille)

le lentilles 'zao an! de tena milay ka anjaranjy no misafidy, misy lentille de vue mifanentana @ vue -njy(=aretimaso)
de misy koa lentille geste fotsiny= mipoerapoera, frim akia a! sady misy en couleur an! violety, manga, maitso hum! aoka ry maelys fa sao de tara eo zahay ka manarapotsiny a!
De azonjy solosoloina io araka ny akanjonjy na araka le ko miaraka aminjy hihihi

Farany: ny lentille de mila milona ,trempées foana ary tokony hisy boîte kely asiana azy, de soloina après 24H

De mba jejojejo e!
12. watafon ( 15/02/2006 08:31)
diam,=D=D
13. Veloo ( 15/02/2006 14:22)
rurik a :-*:-*:-D:-D:-D njy kosa ve aky tsy mba nieritreritra an'izany?:o
14. pitchou ( 15/02/2006 17:15)
rehefa any am-pandehanana any ka mila sasany kely le izy ohatra, d atao ao anaty vava ambony lela! d tandremo nefa sao kofona ka voatelina any an!
fa na izany na tsy izany aky pratika be le izy an!
15. Veloo ( 15/02/2006 17:18)
:-D:-D:-D
16. fijo ( 16/02/2006 04:38)
za zao hana votsoroko nike.
17. watafon ( 16/02/2006 05:21)
inn ty lazain'ise ry fijo?
18. pitchou ( 16/02/2006 17:37)
kay kay kay! tena voa mafy mintsy ra-fijo izany an!:?
19. Veloo ( 16/02/2006 18:40)
pitchou, wata =))=))=))
20. watafon ( 17/02/2006 10:18)
veloo, k tsy azoko ange le soratany e! tô misy resaka Nike tampoka zany !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2978