lentille
42. maelys
(
24/02/2006 06:44)
f'hita ko voatsororoka eh voanemba eh tsiasisa eh
zah aza gaga fa tsy nisy resaka katsaka tsaramaso voanjobory kou :-D:-D:-D
zah aza gaga fa tsy nisy resaka katsaka tsaramaso voanjobory kou :-D:-D:-D
44. Veloo
(
24/02/2006 16:48)
oy i wata oe:
dain ko ty wata:roll::-D de maninn raha tsy avoka zay ao am-po?
fijo, saika hiteny an'izay za fa tsy sahy ! hihihi !
dain ko ty wata:roll::-D de maninn raha tsy avoka zay ao am-po?
45. fijo
(
24/02/2006 19:21)
veloo aza tampenambava ny olona e,inona ary ity.
maelys hi hi hi nga ndry vahiny ato le?i veloo anie ka mpanodin dresaka lozan danitra e.
maelys hi hi hi nga ndry vahiny ato le?i veloo anie ka mpanodin dresaka lozan danitra e.
46. watafon
(
25/02/2006 15:57)
veloo, aiza no hamoahako an'izany eto kosa e! aleo refa isika sy enao rery no miresaka e! sa ?
47. pitchou
(
25/02/2006 17:19)
:-D:-D:-D
wata, veloo> hanao resaka voan'inn any an'inn njay nareo? :-D:-D:-D
wata, veloo> hanao resaka voan'inn any an'inn njay nareo? :-D:-D:-D
52. watafon
(
27/02/2006 03:34)
veloo, andraso ary fa avoakako tsikelikely aminjy le izy an !:-*:-*:-*
53. maelys
(
27/02/2006 05:41)
fijo < tsy vaovao eto zah fa mampme anà le fiodin'ilay resaka eh :-D:-D:-D
wata < fa resaka inn le tsiasisa sy voanemba ? :-D:-D:-D
wata < fa resaka inn le tsiasisa sy voanemba ? :-D:-D:-D
54. pitchou
(
27/02/2006 11:54)
wata> ngah kosa moa misy zavatra hafa ao anatin'ny fo ao? ambarako fa paompina rà izy io kou!:oops:
