lentille

21. maelys ( 17/02/2006 11:01)
pitchou > mbola eo ampieritreretana aho zao fa le hanao maso manga na maitso angamba tonga de lasa extra terrestre kle
diams > ka tena mbô te hijejojejo am le solomaso zesta reny mantsy ny tenanay kou de mbô lentille no hijerena de solomaso miaro vovoka no sady zesta eh hihi
merci daholo am ny torohevitra eh
22. Veloo ( 17/02/2006 17:09)
wata a 8O ahona ndray zany Nike zany kle:-D:-D
23. fijo ( 17/02/2006 19:48)
wata,ka velo ihany eryambony ery no milaza hoe noheveriny fa votsororoka hono le izy ko.dia ny ahy marika nike no tiako,dia ataoko lentille"votsororka misy marika nike" izany ny ahy ko
24. watafon ( 18/02/2006 04:49)
fijo, hay v e!!! nenà aleo votsoroka Puma ary e!!! :-D:-D:-D
25. Veloo ( 19/02/2006 23:28)
aiza ko no hisy votsoroka misy marika Nike sy Puma:roll::roll::roll: votsoroka ho hanina zany :roll::roll::roll: manondrana mihitsy nareo roa lahy reto ka:-D:-D:-D
26. pitchou ( 21/02/2006 04:26)
asa mintsy aky veloo ze mahazo azy 2lahy ireo!:roll:
27. Veloo ( 21/02/2006 16:37)
pitchou :-D:-D
28. watafon ( 22/02/2006 18:07)
malaelo anareo roa zay d lasa miteniteny fôna e! =))
29. Veloo ( 22/02/2006 18:13)
wata zany ve? avy ary aty e :-D:-D:-D
30. watafon ( 22/02/2006 18:31)
iny ary za fa tamy e!:-*:-*
31. rurik ( 22/02/2006 19:35)
Veloo:

rurik a :-*:-*:-D:-D:-D njy kosa ve aky tsy mba nieritreritra an'izany?:o



vello ka tsy nataony @teny gasy le izy ko:-D:-D
inona tokoa re ny dikan'ny lentille raha @teny gasy e:roll::roll::roll:
32. watafon ( 23/02/2006 06:35)
rurik,veloo, tsiasisa kou kay mety kou !!
33. ari.malala ( 23/02/2006 11:03)
:-D:-D ary ny voanemba?
34. watafon ( 23/02/2006 11:51)
ari, izy daholo zany e!:-D
35. pitchou ( 23/02/2006 13:05)
maelys> tanjemo njy sao manaraka ny toro-hevits'ireo d hanisy tsiasisa sy voanemba any anaty maso an! :-D:-D:-D
36. Veloo ( 23/02/2006 16:20)
rurik, pitchou :-D:-D:-D:-D:-D
37. fijo ( 23/02/2006 21:27)
i veloo daholo no fototr'izao resaka misavoana rehetra izao e.
38. Veloo ( 24/02/2006 00:54)
fijo ko :roll: njy votsoroka zany:-D:-D:-D
39. watafon ( 24/02/2006 05:57)
fijo, saika hiteny an'izay za fa tsy sahy ! hihihi !
40. maelys ( 24/02/2006 06:24)
pitchou < merci akia an !!!
gaga be zah fa toa lasa nivadika resaka voamaina ty izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5838