fitiavana
1. fasaly
(
07/02/2006 11:19)
misy fitiavana tsy mety lefy ve??? eo amin'ny sehatry ny mpifankatia no tiko anontaniana eto....
novalian'i fasaly ny 18/02/2006 15:00
2. mamzelkely
(
07/02/2006 11:48)
possible zany ka ts mety lefy mits le fitiavana fa mety we matory kely ftsn iz fa mety taitra njay refa atao zay mampifoha azy
3. fasaly
(
07/02/2006 11:53)
de ahoana no atao hampifoha azy raha efa tena tsy misy itsony lay izy????
4. mandrindra
(
07/02/2006 12:11)
raha matory fotsiny dia mbola azo tairina foana ka. ny fomba anaovana azy dia maro : ao ny mila tondrahana rano mangatsiaka, ao ny mila safosafoina moramora ny manaitra azy, ao ny mila hitondrana sakafo maraina.
fa raha maty indray aloha ilay izy dia izay no vita.
fa raha maty indray aloha ilay izy dia izay no vita.
5. mamzelkely
(
07/02/2006 12:13)
ny mampifoha azy ve manao zvt hors du commun zay zvt ts mbola nataonareo na ko miara-miresaka ny lasa ra matory izy aa fa ra maty marina alo de mety ts possible tsony
6. fasaly
(
07/02/2006 12:17)
ka raha ohatra kany ny fitiavako no matory mitady ho faty de ahoana, ny mantsy mila tairitarina am zavatra mahataitra ahy de amin'iny izy miroborobo fa raha tsy tairitairina dia mora lefy de farany tsy misy tsony:cry: de inona indry no hataoko mba tsy hahatonga ahy ho mora tsy tia....?:-o
8. ari.malala
(
07/02/2006 12:22)
D mila miresaka nareo roa amzay fotoana izay, ampahafantaro azy ny zavatra tadiavinjy :)
9. vale
(
07/02/2006 12:31)
Fasaly: TENA MISY ny fitiavana tsy mety lefy , tsy fantatro njy na efa nijery ile film "marimar" iny fa manaporofo an'izany iny an!
10. mamzelkely
(
07/02/2006 13:09)
io lazain ari.malala iono marina mila mifampiresaka tsara nareo de resaho inn zvt mitranga mahatonga anjy somry mihalefy ny fitiavanjy an le olona de amizay izy miezaka manao zay mety ;)
11. Fiffi
(
07/02/2006 14:18)
fasaly: tena misy dia misy tokoa ny fitiavana tsy mety lefy , eny na dia nisa aza ny fisarahana sns... dia mijanona ary tsy hiala ao anatin'ny loha na heritreritra mihintsy izany fitiavana izany , indrindra moa fa hoe FITIAVANA mazava ho azy!
12. lanto92
(
07/02/2006 14:28)
fasaly: tadidio akia ireo taloha izay nahatara andry anazy a! ireo zavatra nataonareo nahafinaritra andry rehetra. Dia avy eo avereno hatao indray dia mety hiverina indray ilay izy.
Ilay fitaivana koa anie akia mila kolokoloina e!
Miombo-kevitra amin'ny Fiffi koa za e!
Ilay fitaivana koa anie akia mila kolokoloina e!
Miombo-kevitra amin'ny Fiffi koa za e!
13. lem
(
07/02/2006 14:39)
fa ny fitiavana no lehibe indrindra hoy ny Tompo...tsy manam-pahataperana
14. Mija
(
07/02/2006 15:11)
ny fitiavana akii tsy mety lefy â! fa rehefa misy tsy fifanarahana de mihena izy , de rehefa milamina ndray de mitombo oazy eo izy , ary eo izy de mitomba ny habeny :roll:
15. fasaly
(
07/02/2006 15:50)
misaotra ny rehetra namaly fa ny fitiavana ange misy fa lasa fitiavana tsotra otran'ny fitavako ny olona akaiky e! izaho mintsy angamba no voa!:roll:
ka na hitodidoha ahtrany amin'ny fiatomboany aza de tsy tafa e!;......mila tondrahana be angamba....
ka na hitodidoha ahtrany amin'ny fiatomboany aza de tsy tafa e!;......mila tondrahana be angamba....
16. mandrindra
(
07/02/2006 16:01)
sao dia i lery kosa ary no tsy mahatondraka raha izany le?
anontanio fa lery koa anage mety efa leo e, dia raha smy leo dia samy miala, na samy taitra tampoka dia lasa izao indray e.
anontanio fa lery koa anage mety efa leo e, dia raha smy leo dia samy miala, na samy taitra tampoka dia lasa izao indray e.
17. fasaly
(
07/02/2006 16:09)
mandrindra : tsy leo ka! fa zà no sampona8) tena sampona mora leo njavatsa e:wink:
19. Ralay
(
07/02/2006 18:04)
Ny fitiavako aloha tsy mety maty naoviana naoviana fa miredareda foana ahiko handoro aza raha tsofina loatra :lol:
20. xxx
(
07/02/2006 18:58)
i fasaly ve te ho te hiverina ho tia olona efa notiavinao teo aloha indray? azavao raha azo azavaina