fitiavana
23. ericgael
(
08/02/2006 05:08)
ny solution @ na problème iray (fitiavana) dia ny mamaritra ny nahatonga ny olana aloha, avy eo mandinika, dé mitady vahaolana, maro dia maro ny mety ho fipetraky ny olana ka ny olona tsi11 no afaka mandinika izany, raha ianareo roa mou no mikaondoha dé vô maika tsara :-*
matoa aloha misy ny mitady solution dé mbôla tsy maty lé izy fa matory é. Dé ataovy zé hamohazana azy. :D
Atombohy @ firesahana alou é.
matoa aloha misy ny mitady solution dé mbôla tsy maty lé izy fa matory é. Dé ataovy zé hamohazana azy. :D
Atombohy @ firesahana alou é.
24. fasaly
(
08/02/2006 05:32)
xxx: ny blem ko wa! mora tsy tia, na velomina aza ka velona kely de vetivety de lefy. izay no ataoko hoe mila tondraka be mintsy aho tsy haiko ny manazava azy, mila tairina sa tsy haiko......:roll:
25. mamzelkely
(
08/02/2006 06:21)
fasaly< refa tena tia njy aa ts mora lefy io normalement ôtran fitiavanjy an vrams anjy ohatra sure za fa efa elaela ihany nareo no niaraka ka nahôna no mbola ts lefy ny fitiavanjy azy azonjy le tiko lazaina ve satri izy tena tinjy, fa mato lefy le fitiavana de mety taitra ambôlou ftsn njy fa ts tena tia :wink:
26. maelys
(
08/02/2006 09:12)
marina mitsy ny tenin'i mamzelkely ! rehefa tena tia de tsy lefy ny fitiavana. fa matoa izy mora lefy de mety ho nitselatra fotsiny de maty.
rehefa tena ao am le tena tiandry akia de tsy ho lefy tsony izy an !
Sa ndry mila pompier ? reny akia mahita rano hanondrahana foana a :wink:
rehefa tena ao am le tena tiandry akia de tsy ho lefy tsony izy an !
Sa ndry mila pompier ? reny akia mahita rano hanondrahana foana a :wink:
27. petakorona
(
08/02/2006 10:36)
nahoana moa no tsy ho hisy fa ny isanjatony no tsy de betsaka loatra
28. ari.malala
(
08/02/2006 12:05)
fasaly, mila mandinika zany njy se hatraiza marina ny tena fitiavanjy anle ol, d eo njy mahatsapa we in no tokony atao, na miresaka nareo roa we tohizina v sa aoka izay
29. fasaly
(
08/02/2006 14:05)
aleo kalou asiana fandinihintena mintsy e! misaotra anareo rehetra namaly fa zay ny blem zay mora tia de refa avy eo mora tsy tia:cry:
32. xxx
(
08/02/2006 19:24)
lanto92 : za zao efa ela no nanampitiavana anao , asa ra tsapanao , fa tiko anie enao e
39. mandrindra
(
09/02/2006 10:41)
fasaly:
xxx: ny blem ko wa! mora tsy tia, na velomina aza ka velona kely de vetivety de lefy. izay no ataoko hoe mila tondraka be mintsy aho tsy haiko ny manazava azy, mila tairina sa tsy haiko......:roll:
efa fantatra izany ny olana, ny vahaolana dia izao : soloy matetiteika, fa saingy aza atao à jeter fotsiny fa ilay réutilisable ireny ampiasaina
40. fasaly
(
09/02/2006 14:55)
tena hevitra mety zay ka! fa mba ho réutilisable anlay izy de tsy haiko ny manazàva azy am teny gasy fa mba otran'ny tiko foana lay lay mi seduire ahy matetika, zay ngamba no tena azoko ilazàna azy:°)