fitiavana
41. mandrindra
(
09/02/2006 15:47)
tokony hifamaly ka, tsy izy irery no mandambolambo anao fa ianao koa mba torak'izay.
43. mbositra
(
13/02/2006 20:39)
tadidio lay zvt tena manja talou rahainao ny mamerina an'iny vao2 de lasa zao
45. fasaly
(
18/02/2006 15:00)
mandrindra, zà kounge aza mahay mandambolambo be mahintsy e! sady mahay kalin be mahintsy fa tsy tafa ihany ny anarany e! lefy foana ny ahy kanou!:roll:
