Fanairana mena : tazo eto Toamasina
86. rapala
(
11/03/2006 16:46)
Novakiana tamina gazety fa tao la reunion io tazo io no niatomboka, ary efa debut 2005 no nahafantaran'ny gov. frantsay an'izio fa nafenininy nohony tourism. Niparitaka ilay izy izao vao tonga saina ry zareo. Isika malagasy no hijaly indrindra satria tsy manambola ny ankabeazany malagasy, mahantra isika. La reunion aza tanana manankarena nefa mbola betsaka tokoa no matinio tazo io; heritrereto hoe tonga erak'i mada io dia zava-doza no miandry antsika. Enga anie, hivavahana amin'Andriamanitra, mba tsy hiparitaka izy io, sa ahoana hoy ianareo?:idea:
87. watafon
(
11/03/2006 18:13)
rapala, efa eto amintsika izy io zao k ! efa officiel mihitsy fa isika ndray ange mafy toto fa tsy mitovy @ reunionnais e!
91. watafon
(
14/03/2006 18:34)
fa soa ihany fa ilay moka mamindra ny otrik'aretina tsy afaka miaina @ altitude> 1200 m , d mba tsy hotonga any afovoantany zany izy io aloha !
92. fijo
(
15/03/2006 04:42)
any mahajanga betsaka io moka io,koa,saingy tamatave moa no akaiky an'i reunion ka dia ao no atahorana be
93. Veloo
(
16/03/2006 18:15)
aty aminay ry reto tena misy an'ilay karanaza moka tigre a fohy kley izay no sady manaikitra be... za tena sensible an'io.. inn tokotrany no azo atao mba tsy ho sensible @ na moka ry reto?
98. watafon
(
19/03/2006 19:34)
k toerana b manga oziz fijo no tena betsaka ilay moka mpamindra aretina e!
99. Veloo
(
20/03/2006 17:37)
wata
tsy misy kle mihitsy ve?
za tena sensible an'io.. inn tokotrany no azo atao mba tsy ho sensible @ na moka ry reto?
tsy misy kle mihitsy ve?
100. watafon
(
21/03/2006 18:42)
manosotra ireny lotion anti- moustique ireny sisa no fika azo atao e!